vie tgv,vive tgv
1. bazylou
(
25/09/2009 09:28)
io ihanyny anay e, raha misy be mokony sy milay noho io , mitsangana rah atsy trondro maty daholo, vive tgv
répondu par xxx le 27/09/2009 03:22
4. ntss
(
25/09/2009 10:17)
Un grand Biz à Ravalomanana le grand oublié, mampamangy any Afrika any lesy baina a 8-)
6. xxx
(
25/09/2009 12:38)
ntss:Ianao io no ahatsiaro azy voalohany ka mitodi-doha any aminy hiangavy hoe raiso ny apinga fa potraka izahay ity.
Un grand Biz à Ravalomanana le grand oublié
7. Mirananirina
(
25/09/2009 12:42)
vie tgv,vive tgvilay vie tgv!!!!!io kosa tsy marina??? :-D :-D :-D :-D :-D efa hihihi
8. pikatti
(
25/09/2009 12:57)
iny ndray ry Mirana no tsy hitako
efa mort cliniquement le tgvendrana =)) =)) =))
efa mort cliniquement le tgvendrana =)) =)) =))
9. Mirananirina
(
25/09/2009 13:14)
iny ndray ry Mirana no tsy hitakohita hoa ry pikatti,efa miandry eh...
efa mort cliniquement le tgvendrana
10. terrywui
(
25/09/2009 14:30)
hono oa lets ra-bazylou tokoa !! misy zavatr kely hanotaniako anlah lets ty ry fiabakam's ko a!! hono oa lets : elah tokoa toa otran'ny nianatra tamin'ireny ecole fanaovana sy fianarana comedie ireny en !!? tsy zan fa misy kozy zay lets a! saik ho koziko eto fa antsoy ah rahariva de koziko elah , fa elah ty ko mantsy otran bebe mokony ko ndraindray na de fianakam's aza !!
11. pikatti
(
25/09/2009 14:56)
wiwi=bazylou efa kôpy dôly ny pokona ato fa kay elah ty very fihinana klé,refa tsisy kil lesy ny tgvendrana de aza manely tsaho bainn ,zay zao efa miliba be :-D :-D :-D
12. bazylou
(
26/09/2009 17:33)
de inona koa ny manaraka ry pikatti lany bala, bazylou aza tsy hitan'ialahy hatramin'izao de izesta ve ialahyn beuurrk
