Fampiasana ny Smiley eto @'ny serasera

1. diloo ( 25/09/2009 00:49)
sali Hery,
Hono hoy aho r'ise, ahoana ny fomba ahazoana smiley hafa noho ity :-D .
Nahita smiley tipaka ny hehy mitsilany ami'ny tany iny aho, ary i Pikatti no mampiasa azy matetika.
:?: :wink:
répondu par diloo le 05/06/2010 18:05
2. cutie ( 25/09/2009 01:43)
na tsy hery aza za de hamaly fa tena tapaka ny tsinaiko =)) =)) =)) =))
cliquer-na fotsiny le we "sary fanampiny" ery ambany ery e :-D de ho hitanao ao le izy :D
3. diloo ( 25/09/2009 02:49)
Misaotra an'i Cutie:), ary tokony fangatahana t@'ny rehetra tokoa no nataoko.

Noklikeko ny Sary fanampiny fa tsy misy zava-miseo :(
Sao dia ny système d'exploitation-ko no mahatonga izany: Mampiasa Mandrake aho. :?
4. cutie ( 25/09/2009 03:08)
Sao dia ny système d'exploitation-ko no mahatonga izany: Mampiasa Mandrake aho.

ngamba :?
5. diloo ( 25/09/2009 09:50)
Sali Cutie,
Nandeha tao @ny phpBB-fr.com aho naka hevitra, dia nanao recherche avancée.
Misy mpisera mitovitovy cas amiko:
de idefix » 24 Sep 2009 à 11:29
Bonjour,

Je viens vous demander de l'aide car j'ai un problème avec la fenétre de smileys supplémentaires. Apparemment cela ne concerne que ie (en tout cas dans la version 6). La fenétre de smileys s'ouvre bien mais le clic sur les smileys n'a aucun effet.


Omaly moa aho nampiasa Pc miodina @'ny Système Mandrake, dia iny tsy misokatra iny ilay Sary fanampiny.

Androany indray, dia izao mampiasa système Vista premium familial.
Nikilika aho izao fa tsy misy zavatra miseo.
Ny an'i idefix au moins, "La fenétre de smileys s'ouvre bien mais le clic sur les smileys n'a aucun effet."

Hanandrana hanokatra varanvarankely @ny ie aho, satria ny fampiasako matetika dia ny Firefox. :idea: :?: :wink:
6. cutie ( 25/09/2009 13:40)
Hanandrana hanokatra varanvarankely @ny ie aho, satria ny fampiasako matetika dia ny Firefox.

ok :wink:
7. ikaretsaka ( 25/09/2009 17:52)
@ safari koa io tsary misokatra io sary fanampiny io fa ilaina tadidina fotsiny ny combination
8. cutie ( 25/09/2009 18:33)
ataovy ohtran'zao fotsiny ry diloo refa tsy mety misokatra le sary fananmpiny a:
tsipika 2 = de entre parentheses indroa ))
9. diloo ( 27/09/2009 21:27)
Sali Cuti sy i Ikaretsaka,
Miala tsiny fa izao indray aho vao miditra eto.
Nanandrana ny système ie koa aho fa dia nihidy karetsaka :-D ilay Sary fanampiny.

Koa dia andao ary hampiasana ny astuce-n'i Cutie.

Dia ho taper-ko izany :
=))

Ndry ary toa mandeha tsara tokoa kity.
:) .
Tena faly be aho misaotra anareo namana teto nanampy sy nampianatra ahy.
Dia mba sahala ny rehetra @'izay aho izany.
8) :) :wink: :wink: (l) :-* :-* :-*

Raha mbola misy combinaison hafa dia misaotra mialoha an.

Andraso kely aloha fa averiko kely ilay tiapaka ny hehy fa bien loatra ilay izy ry Cutie.
Ity ilay izy: =)) ndry faly ery anie izaho izany e!
:-* :-*
10. cutie ( 27/09/2009 21:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
11. diloo ( 16/11/2009 02:41)
Sali Cutie sy ny namana rehetra,

Omeo kely combinaison an'ilay:moramora(ilay ratsatanana sy aikibe mihetsika manambara moramora, mangina e!).
Misy fotoana manko ry Cutie, tsy mamp=)) intsony ny dinika sasany.Dia te hanao sary aho hoe:mangina e, moramora e!

Misaotra mialoha an :wink: :-*
12. cutie ( 26/11/2009 20:51)
hihihihihi in ndray aza zany fa tena tsy azoko an-tsaina :-@ io ve :-D
13. diloo ( 29/12/2009 02:49)
Sendra nandalo teto aho.
Joyeux Noël sy Bonne féte de fin d'Année.
Ie io ilay izy .
Ampio ilay tehaka.Misaotra mialoha. :-D :D
14. diloo ( 05/06/2010 18:05)

Sali
Ary nankaiza ireo" sary fanampiny "misy smileys tetsy ambany avia ry Hery an?
Sady en plus tsy mandeha ny combinaison nomen'i Cutie, toy ity : =)), ilay smiley tsiky mahery e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4791