ho vita ihany ny Hat e miandry kely sisa
1. zama91
(
23/09/2009 18:39)
efa nahoraka be hoe ahazo reconnaissance t@ fankanesana tany new york indrisy fa convoqué hoe hampiatra ny maputo2 selon jean ping
izao niverina indray magro ra dem ary 3 mouvance eny mahamasina samedi
efa nanao fanambarana mivantana ny miaramila avy any @ faritany toy ny toamasina fianaratsoa ary any majunga ny hampiharana ny sata ny maputo,
ho avy eto indray ry mpanelanelana vahiny hanomeha pression ,ny fahantrana efa tsy ho zaka intsony ,efa miha lany ny devise,efa hoavy ity ny periode de sous dur k'asa mbola ho zakan'ny Hat ihany ve ity fitondrana efa contesté par tout ity,

répondu par fijo le 24/09/2009 21:05
2. Papoose
(
23/09/2009 19:50)
Betsaka no andrasana fa tsy kely ka!na ho HAT ny tohiny eo na tsy HAT!
fa tsara raha tsy mihaino zay tsaho rehetra any ambadika fa sao kenda eo!
fa tsara raha tsy mihaino zay tsaho rehetra any ambadika fa sao kenda eo!
3. fijo
(
23/09/2009 21:09)
tsimaintsy mihova io ka,tsy hafaka hijery fotsiny an'izao ny firenena rehetra,fa manjary manome lesona ratsy ny manaraka
4. remahity
(
23/09/2009 21:40)
tsimaintsy mihova io ka,tsy hafaka hijery fotsiny an'izao ny firenena rehetra,fa manjary manome lesona ratsy ny manaraka
arréte de dire des conneries Man, firenena rehetra e! lesona ratsy ny mananraka e!!!!
et le Gabon,
et le togo
et l'afghanistan
et l'algerie
ils étaient où les firenen-dehibe ????
Tsy misy ivakian'ny firenendehibe loha @ izany, aza miandry azy ireo isika
isika no mila mi-bouge
n'attendons surtout pas qu'ils vont le faire à notre place, c'est faux .......
non man
5. fijo
(
23/09/2009 21:47)
raha jerena amin'ny andavanandro;dia marina io voalazanao io,fa ny any ambadika,tsy azo hodiana tsy hita ny ataon'ny firenena hafa,izay no mampitotototo ny TGV mankary sy mankaty.matahotra izay hetsika ambadika izay
8. xxx
(
24/09/2009 13:57)
eny mahamasina 3 octobre, 3 mouvance
any bordeau gtt
http://www.dailymotion.com/relevance/search/magic+system/video/x1eqit_magic-system-bouger-bouger_music
any bordeau gtt
http://www.dailymotion.com/relevance/search/magic+system/video/x1eqit_magic-system-bouger-bouger_music
9. Mirananirina
(
24/09/2009 15:35)
Mampalahelo mihitsy ny Malagasy ka.Zao izany raha raikitra indray ny ady ny faritany.Dia vao maika hihamaizina indray ny tany.
Zao ny sasany mitsangatsangana mandany vola any etats unis indray koa.
ho avy eto indray ry mpanelanelana vahiny hanomeha pression ,ny fahantrana efa tsy ho zaka intsony ,efa miha lany ny devise,efa hoavy ity ny periode de sous dur k'asa mbola ho zakan'ny Hat ihany ve ity fitondrana efa contesté par tout ity,ka izay eo toa tsy mahita hoe mahantra anie ireto Malagasy eh!!!!!
Zao ny sasany mitsangatsangana mandany vola any etats unis indray koa.
10. stalingrad
(
24/09/2009 16:30)
maharaka vao2 tsara ve izay nanao ity adi hevitra ity ? tadidio tsara fa niray hina ny miaramila rehetra izao fa tsy nisaraka ka nisy hoe avy any amin'ny faritany nomba anizatsy na izaroa izany
11. xxx
(
24/09/2009 16:51)
stalingrad =wiwi tratra eto foana elahy na hisoloky ohatrany nataon'ny maitre an elahy tany @oun aza e :-D :-D :-D
13. bazylou
(
24/09/2009 18:20)
efa el ano nahenoko an'izany , nefa lotoina vao maika madio , ny anay e, vive tgv, vive tgv :-P :-P
15. xxx
(
24/09/2009 19:12)
Marina io lazain'i Ramahity io, raha ilaozana hiandry izay CI sy OUA any dia manonofy, mety ho formalité sisa no maha eo an-dreo fa na izy aza efa leo, rehefa tsy isika no hihetsika dia maka toerana moramora eo ny foza
Averiko, tsy misy ngeza ohatry ny vatolampy fa rehefa tsy miteny ikakazan'ny vorona e, rehefa tsy hihetsika ny tena vahoaka malagasy maro an'isa dia aza gaga raha manori-trano eo ny foza
Averiko, tsy misy ngeza ohatry ny vatolampy fa rehefa tsy miteny ikakazan'ny vorona e, rehefa tsy hihetsika ny tena vahoaka malagasy maro an'isa dia aza gaga raha manori-trano eo ny foza
17. fijo
(
24/09/2009 21:05)
remahity sy xxx farany,aza hadino fa efa ofisialy izao ny fahalalan'ny US fa manana solika ny gasy.ary mino ahy,fa noho izay antony izay,dia tsy hamela an'ireo eo ry zalahy.
saingy ity no atahorana,ny bekintana,dia te hamerina an dravalo eo,mba hanilihan any frantsay.saingy raha tsy mitandrin akoa isika dia ady an trano io.ka tsara ihanyle miaraka amin'ny norvezianina,fa ireo mba azo antoka kokoa amin'ny fitantanana an'io harena io.