Lany ny vola vahiny any Mada

1. klitika ( 23/09/2009 04:39)
Io indray izany no vaovao hafa, ary dia manomboka ferana ny entana azo vidian'ny mpanatar entana mba ho fitsinjovana ny tahiry hono.

Saingy asa na ny vola vahiny ihany no lany na ny tahirim-bola ariary mihintsy, fa dia atao fidiram-bolam-panjakana koa ankehitriny ny fanafihana mpivarotra miakatra haka entana amin'ny taxi-brousse. Efa akaiky ho lany hono mantsy ny bois de rose any avaratra.

Ny frantsay raha teo tsy nanome afa tsy 1.2 million d'euro nandritry ny telo volana farany teo, nefa io aza mbola nifampizarana mivantana tamin'ny Caritas katolika sy ny Capsat.

Dia tsy maintsy anonta vola ihany izany
répondu par fijo le 24/09/2009 21:09
2. pikatti ( 23/09/2009 08:40)
Dia tsy maintsy anonta vola ihany izany

Tataka be zao ny budget-ny état ,AR en latsaka be,zany retra zany de vokatrio ziriziry io ihany
Efa nanaiky ho bedesina lery any NY any zao,zany refa matim-boninahitra nefa kay hiforin-drambo ihany kay
Aiza le kôzy hanao vola bobaka be é(tena resaka tangina , i patrick2002 de nino mafy ery t@ iny) hanafatra PPN be de be,de ahazo dolaka be de be avy @ ndry saoudianina, tsy miraharaha zany CI ,zany ONU zany,zany UE zany(nefa toa nisolelaka tao ry lerony),zany UA zany nefa ho avy @ 6 Oct ao tanàna io ary tsy mahazo "invitation" ntsony i Andry (tsy mahagaga io mantsy no tena fototry ny blocage) sy reo 3 mouvances,
Maty aho TGVfopla :lol:
3. tlay ( 23/09/2009 09:58)
Mapine ko dia ny rezervista nanampy any an tgv ko ary ilaza itokona ko. Napanatenainy tgv gisa ono irilerony. Maty mbola lotra zao fay. Mbola aiza no anaovan tgv antsika e! vao manomboka ny lalao. loooo!
4. Mirananirina ( 23/09/2009 11:53)
:-D :-D :-D :-D dia hanao inona indray rehefa vita voaroban'i tgv daholo ny fananan'olona rehetra
5. Papoose ( 23/09/2009 13:28)
klitika:

Io indray izany no vaovao hafa, ary dia manomboka ferana ny entana azo vidian'ny mpanatar entana mba ho fitsinjovana ny tahiry hono.

Saingy asa na ny vola vahiny ihany no lany na ny tahirim-bola ariary mihintsy, fa dia atao fidiram-bolam-panjakana koa ankehitriny ny fanafihana mpivarotra miakatra haka entana amin'ny taxi-brousse. Efa akaiky ho lany hono mantsy ny bois de rose any avaratra.

Ny frantsay raha teo tsy nanome afa tsy 1.2 million d'euro nandritry ny telo volana farany teo, nefa io aza mbola nifampizarana mivantana tamin'ny Caritas katolika sy ny Capsat.

Dia tsy maintsy anonta vola ihany izany


sao de tokony anaovana fitadiana vola bronx zoo kle ampidirana dolara!

:-D :-D
6. HERY2 ( 23/09/2009 15:32)
dia hanao inona indray rehefa vita voaroban'i tgv daholo ny fananan'olona rehetra
zany angaha aki fantatrireo akory ry mirananirina a,, ny anahy aki dia ny mahasoasoa ahy sy ny ankohonako aloha aki izao a, itandry fa miha lafo daholo izay hita rehetra
7. pikatti ( 23/09/2009 16:27)
itandry fa miha lafo daholo izay hita rehetra

tsy zany ihany lesy wiwi a, ry tgv zao no efa tsy tafa ntsony :-D :-D
8. fijo ( 23/09/2009 22:05)
an an ,nareo ko,ny "praiminisitra monja efa milaza fa tsy misy atahorana fa mizotra tsara daholo ny raharaha ko,nareo wa mba minonoa hat fotsiny fa tssss
9. Papoose ( 23/09/2009 22:44)
efa hoe klitika wa hanampy zao koa :-P :-D
10. klitika ( 24/09/2009 16:31)
Papoose ve biscuit JB sa Socobis eh? Ahahahaaha

i Ndremanjato efa nanafatra sambo mitondra fako simika arendrika any Dago fa io no fidiram-bola malaky hoy izy. Ny iray aloha no efa rendrika henontsika iny, fa ny sasany tsy atao tonga raha tsy efa akaiky ny cyclona amin'izay atao hoe voan'ny tafiotra sy ny andro ratsy no naharendrika azy.
11. Papoose ( 24/09/2009 19:11)
Papoose ve biscuit JB sa Socobis eh? Ahahahaaha


zay ilazanao azy eo...tsy mampiova ahy lesy!!! :wink:

fa ny fomba atao mba tsy hahalany ny vola vahiny any Mada zao no tsara jerena! zay no nataoko hoe....tsisy fika nga ao @ Bronx Zoo???ao @ io antsika io? :�)
12. fijo ( 24/09/2009 21:09)
ary rah asamy mandefa 1€ any moa isika aty e?hiihiih mba misy hifalin'i sarlakely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8953