Miantso ny Gasy eto NY ho tonga hanohitra an'i Hasina Bemolo

1. klitika ( 19/09/2009 14:39)
Ho antsika rehetra eto New York

Hisy savaravina sy dinika sandoka ataon'i Ny Hasina bemolotra ao amin'ny Consulat rahariva amin'ny fito, izay anasany olona 8 ho solontenan'ny Gasy eto New York. Ny antony anaovana an'io dia mba hisandoana ny Malagasy any antanindrazana fa manaiky ny HAT ny Malagasy mpilaravinahitra any ivelany

Koa tonga maro hanao fanehoana fanoherana ny HAT. Aza misy menamenatra

Marihiny fa misy miaramila Gasy roalahy asaina mitandro ny filaminana, nefa ireo tsy afaka hanao na inona na inona aty antanin'olona, fa ho robot hijajirika hampitahorana antsika fotsiny.
répondu par dadabe le 20/09/2009 01:48
2. lelimpi ( 19/09/2009 14:44)
efa zatra an'io fisolokiana ireo mpisandoka ny mpisoloky ,aty france moa dia lasa fady azy ireo no mandalo aty ,
3. fijo ( 19/09/2009 19:26)
mahatoky anareo any e
4. milamm ( 20/09/2009 00:47)
tsotra iny ry klitika a,efa any i andry @ zao fotoana ary ihaona any indray izy mitsamm mitarika ny 02/09 iny teny @ 13 mai nanomana ny fahatongavany andry fotsiny lery tao @ ambasady fa de lazao anay zay tohiny kobon'la any e
5. ndotofetsy ( 20/09/2009 01:02)
ka tao paris lery no nandalo de nasa any NY hono ko. Raikitra ndray zany ny hankanenjika an darohy agny iny fa zeho haka fitondrana filoha

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. milamm ( 20/09/2009 01:08)
ela zegny tsy ho lasa filoha na ovina2 fa anjanony ny moly =))
7. dadabe ( 20/09/2009 01:48)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ moly eee moly hatrany ee :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7851