nahamenatra ingahy visy praiministra tao @ TV5 monde

1. zakilinina ( 19/09/2009 13:19)
Toa nampifandraisany tamin'ireo olon'ny Vichy ny tsy olon'ny Fat :

http://www.tv5.org/TV5Site/emission/emission-8-Afrique_Presse.htm?epi_id=0&video=http://www.viewontv.com/tv5/metas/afriquepresse/180909/titre1.asx

Teo amin'ny minitra faha 23

Afa-baraka isika ry reto an !
répondu par menalamba le 19/09/2009 18:22
2. diloo ( 19/09/2009 14:13)
il s'est ridiculisé lui-méme. Tena incompétent du point de vue diplomatique lery.
Rehefa miresaka manoloana'ny média international, dia ianao no mi-engagé ny sarin'ny goveronemanta. Ary eto dia tena mamely ny mpampiatrano azy i lery, dia ny frantsay(TV5).Ntss. Mahamenatra marina kle :( :!: :!: :?:
3. menalamba ( 19/09/2009 18:22)
Tena dakota nahazo latabatra!minisitra hono izany.. :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0851