guerre de 100ans

1. bandinisotry ( 19/09/2009 11:25)
raha miongana ianao ry monja roindefo dia miangavy izahay mba hanantevindaharana eny @ magro,dia torak'izany koa Ratsilavaka ,Benamin Razafimahaleo sy ireo izay very seza,mbola ho ela mantsy ity tolona ity vao ho tapitra .
répondu par lelimpi le 19/09/2009 12:52
2. xxx ( 19/09/2009 11:52)
ny foza mora vizana sady tsy misy lazon'ady no mora kivy ,be fialonana ny hafa vexé ,mpandroba sy mpandoro ,tsy mankaiza eo ireo ,vao 9mois izay dia efa misahotaka ny foza mbola aiza no hanjo e :* :* :*
mino fotsiny ihany ary izay maharitra hatramin'ny farany ihany no voavonjy(legaliste) (l) (l) (l)
3. lelimpi ( 19/09/2009 12:52)
ol la la la mbola ahritra 100ans ve ity hotakotaka ity le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.102