Aiza Ratsirahonana?
1. xxx
(
18/09/2009 15:32)
Toa lasa tsy henoheno, tsy hita miseho gazety sns tsony ilay tena atidoha nikotrika an'izao savorovoro zao dia Rangahy Ratsirahonana zany.
Manomana tetika hafa hialana pà sy hijapizana amin'izay hetsika manaraka ve sa lany bala de mi-kamoufle kely aloha?
Ary toa hoe misy manozongozona ny seza eny Mahazoarivo eny. Mbola ataoko hoe hono le izy aloha fa mbola tsy hitako le tena porofo. Toa hoe efa nandeha teny Lylison sy RaCharles nanery an-lery hametra-pelana de aveo tonga teny koa le sefon'ny kabonen'ny HAT iny. Iza mou le anarany teo fa tsy tadidiko: Zaza Rambandimbiarison kay.
http://itsikio.com/

répondu par fijo le 18/09/2009 21:16
2. terrywui
(
18/09/2009 15:35)
8O 8O 8O tsy haiko alou zay news zay fa ny anareo kou aza mbol tsy ten sur tsar zany 8O 8O 8O
3. max2
(
18/09/2009 15:48)
mahafaly ahy ny milaza anareo vahoaka malagasy tsy vaky volo fa i ratsiraonana de lasa nody any amin'i tgv rehefa nampanatsoin'i joelikely fa misy foza orana ao mba ataony sakafo amerenana ny hertsainy sy ny fitadidiny mba azony heripoza sy saipoza mba azony manohatra sy manome sopapa le joelikely rehefa tonga ny andro sarotra sy mahamahy ka noho ireo antony ireo de mamelahay anareo vahoaka malagasy tsy vakivolo mba anome azy congé kely alo ( mialatsiny fa diso le hoe vahoaka malagasy tsy vakivolo foza orana tsy vaky volo no izy kay )
4. Noue
(
18/09/2009 17:02)
Pierrot Rajaonarivelo lance son ‘‘mouvement’’
18-09-2009| Écrit par R.C.
Prenant sa plume, le ‘‘citoyen’’ Pierrot Rajaonarivelo annonce dans un communiqué que bientôt, il va lancer son propre ‘‘mouvement’’ dans lequel les membres de l’Arema ainsi que les autres citoyens sont invités.
Cette nouvelle donne laisse entendre que l’ancien vice- premier ministre consomme son divorce politique avec l’Arema et aussi avec l’ancien président Didier Ratsiraka. Il était plus que temps pour Pierrot Rajaonarivelo de voler de ses propres ailes et de couper le cordon ombilical. Et surtout d’aller de l’avant, seul comme un grand.
http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=1130&Itemid=1

5. xxx
(
18/09/2009 19:10)
MBOLA HANAO INONA KOA HONO TONY RAJAONARIVELO tsy efa kapoka Andriamanitra ve ty izy efa méconnaissable bola hameno paosy aiza koa hono ?
6. fijo
(
18/09/2009 21:16)
itako ary nahavariana ahy koa io vaovao teny mahazoarivo io????hummmm hisy raha ao raha izany ko