PERIDURALE

1. flodine ( 17/09/2009 12:17)
Miarahaba antsika rehetra é!
Izaho de hiteraka afaka 2mois, zaza voalohany, matahotra ihany aho ka manana eritreritra @ ilay péridurale. Ka mba manontany anareo maman efa nanao izany. Misy milaza manko fa misy effet secondaire hono ny fanaovana péridurale.
Misy mba afaka milaza ny heviny mikasika an'io ve??
Misaotra .
répondu par dailynews le 28/12/2009 00:17
2. xxx ( 17/09/2009 16:12)
Tsy aleonao ve manotany ny hevitry ny dokotera samy manan ny toe-batany ny olona , ny tsy mahatanty ny hararin'ny contraction dia mangataka misy miaritra fa ny olona taloha hono miaritra dia hiaretany,mba hampitony ny conscience-nao dia aza manao nefa enao ihany no mahita azy .
3. Ratoa ( 17/09/2009 17:36)
SLT
marina mihitsy fa samy manana ny toe-batany.
Izaho nanao péridurale fa tsy misy séquelles na effets secondaires na kely dia kely aza .
Ny namako marary lamosina rehefa mangatsiaka ny andro ary somary mandringa.
Radoko ihany no afaka manoro -hevitra anao momba izany. Ary mila anesthésiste mahay manao ny piqûre sy miambina anao.

Mahereza

4. booboo ( 17/09/2009 18:41)
Zà natao péri fa tsy nandaitra na kely blitany aza. Donky miaraka @ effetn'ny ocyt. de synth. dia ôtra² izay ny contractions :°), dia ôtra² izay koa ny fahelan'ny travail @ effet n'ilay péri. :°) :°)

Raha ny tokony ho izy ange misy entretien @ anesth. foana klou, dia araraoty @ io fotoana io ny hanontaniana azy ny fandehan'ny raha aby².

Tsisy an'izany hoe mba hampitony ny conscience zany mankony ry Flodine no hakana na tsia ny péri. fa vatanao io, accouchement-nao io dia zay tsapanao fa izay hahatsara io fotoana io no hataovy avec ou sans péri.



5. tywa68 ( 18/09/2009 05:03)
Flodine > kely sisa an :lol: Ireo efa voalazan'ny namana rhtra reo fa manontania tsara ny anesthésiste hoe ahoana no hataony sns...mety tsy hila n'inn2 akory enao d mandeha ho azy ny fivoakany tao, aritrao foana ny marary raha mafy ny sainao, raha tsy hoe hilelalela hanopa vary raraka ny manodidina satria efa tsy mahatanty marary h@zay :-D :-D
6. rhina ( 18/09/2009 08:02)
raha araka ny fahalalako azy lo an za mantsy mba nianatra kely momba ny fitsabona ihany fa tsy naharitra fa ela lotra le izy
d izao no fandehan'io

rehefa dilatation 5 zay vao atao le peridural zany oe eo @ le efa tena marary be iny
tsy misy an'izany hoe tsy marary zany fa tsy maintsy marary foana io sady zao koa e raha tsy ampinao izy hivoka tao an dia tsy hivoka tao iz zany hoe mba mila maharitra e!! mila miaritra kely fa hanana ny soa

zany anie no maha reny anao e!!! vonony tsara fotsiny ny saina tsy maintsy vita io zany an!!!!
d tongava soa ny andro malaza

fa io ohatran'ny fanabeazana aizana ihany ny dokotera tsy hitenzany zany oe ratsy io fa ataovy ozy raha tsy oe sendran'ny dokotera mlay ianao dia tena milaza eo izy

fa zay e!!!!
aleo mande @ zao ihany fa enao ko ne rehefa tena eo mba misy fanafody atao anao mba tsy harary be e!!!
fa zay e!!!
maereza
7. hana ( 23/09/2009 09:28)
izaho nanao péridurale dia toy izao ny fisehony:
1- consultation t@ anesthésiste. Miteny aminao izy raha tsy afaka manao péridurale ianao; hazavainy @ io koa hoe inona izany dia ahoana no fiasany ets.
2- t@ cours de préparation dia nampianarin'ny sage-femme hoe : mahitsy tsara @ fotoana ampidirana ilay produit sy 10mn aoriany. @ izay dia mihanaka tsara @ andaniny havia sy havanana ila izy ka tsy mahare marary ianao. Raha mihorirana miankavia ianao dia tsy mandaitra @ côté droit ilay produit ka maheno marary ihany;
3- ny mahatonga ilay marary lamosina après, dia mauvaise position eo am-piandrasana. Raha tsy sous anesthésie ianao no mivilambilana dia marary ny lamosinao ka miova pôzy. Fa @ ilay péridurale; na ratsy pôzy aza ianao dia tsy tsapanao satria donton'ilay fanafody
4- izaho vao tonga tany @ maternité, taorian'ilay hoe manao contractions isaky ny 5mn mandritry ny 2h; tonga dia nasiana ilay péridurale vao hitan-dry zareo hoe efa en travail.

Fa tena tsy mahare marary ianao ka; izaho adiny 10 mahery nihetsi-jaza fa ny monitoring no ahitàna ny contraction fa tsy nanaintaina mihitsy ilay izy. Raha vao mihalefy koa dia ampian-dry zareo indray ny produit (tadidio ilay miverina mitsilany tsara isaky ny asiana produit, dia miandry 10mn vao mivadika raha tiana). Afaka manena tsara koa avy eo satria efa dosé ho @ izay mihitsy ilay izy.

Ny hany narary kely? Ilay tsindrona anesthésie voalohany alohan'ny ametrahana ilay catheter
Tsy manakana velively ny fitiavan-janaka ny anesthésie; ny fikarakaràna mila atao azy mbola be dia be avy eo
Manaova mora e! :-*
8. arialy ( 29/09/2009 04:09)
marina ny tenin'i ana io sy ny rehetra fa samy manana ny fisehoany accouchement -ny io, fa ianao sy ny vadinao sy ny dokotera sy sage femme any am toerana hiterahanao iany no mahita zay tokony hatao aminao na afaka na ts afaka atao pér.. enao fa bon courage fa tsy maitsy tafavoaka ny zaza , zay no atao andoha satria mbola maro ny andraikitra miandry aoriany fiterahana é , mila reny matanjaka am lafiny rehetra ny zaza dia mialà sasatra tsara alohany atongavany zaza fa refa tonga izy tsy dia misy fotoana firy hialana sasatra é
dia bon courage dia manaova mora :-*
9. dailynews ( 28/12/2009 00:17)
Izaho nampiasa ary tsy naninona saingy marina ny an ny namana hoe mila manontany dokotera ianao satria samihafa ny toebatan ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3055