Tsara le ato @ serasera afaka milaza ny heviny malalaka dôly
1. pikatti
(
17/09/2009 10:23)
Afaka milaza ny hevitrao koa i wiwi fa aza entim-po loatra na manompa ,raha tsy izany dia hampiarina ny ny fitsipika ,afaka mijanona elabe koa elah na andro na alina, :lol:
répondu par Rajakoo le 18/09/2009 05:50
3. pikatti
(
17/09/2009 10:34)
mijanona elah aloh wiwi elaela fa mbola tsy localisé-ko ny cyber misy anelah zany klé =)) =))
ataovy milamm hoa fa tapaka lalan-drà eo elah, aza manaraka ny bandi e,
afaka mba mijery zavatra hafa anie elah fa tsy voatery politika ,tsapanay mantsy fa tena hianan'elah le politika nefa tsy hain'elah ny tena fandehany =D>
ataovy milamm hoa fa tapaka lalan-drà eo elah, aza manaraka ny bandi e,
afaka mba mijery zavatra hafa anie elah fa tsy voatery politika ,tsapanay mantsy fa tena hianan'elah le politika nefa tsy hain'elah ny tena fandehany =D>
4. ntss
(
17/09/2009 11:10)
neveriko fa mba efa vita ne ny fangalam-pierin'i pikatti sy wiwi e
Io zao rahery efa nihahendry fa tokony ejectena any mitsy reo 2 reo.
Io zao rahery efa nihahendry fa tokony ejectena any mitsy reo 2 reo.
5. pikatti
(
17/09/2009 11:18)
pikatti tsy nanompa olona ,tsy nandika fitsipika ,i wiwi =ntss no tena mpanao ,aza tsiny raha ,manohana ny ara-dalàna foana ary @ fomba mendrika less a :-D :-D
6. Andryuwui
(
17/09/2009 11:28)
jereo less ny PS-ko ry ntss ah !!! efa vaovao be jojopila fa tonga d fantatra fona oe Andry TGV MAHERYVAIKA io d aza kely aina ry pokatti fa ekeo fa mpanompa oul eto elah ah !!! zah alou d tsoriko fa zah manompa zah satria ompaina ary hitako aza fa i lehery mintsy no manao PS manompâ ana d raha vao manompa zah tonga d pehany ny PS-ko fa le PS n'a plus d'importance pour moi efa tafapetraka ny signature-ko ka rah vao mipotra zah d tonga d efa kopy daholo oe io le Andry TGV MAHERYVAIKA tsy vitan'i lehery ny manala anazy ato @ serasera satria ny ketrika samy manana hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
7. pikatti
(
17/09/2009 11:37)
tsoriko fa zah manompa zah satria ompaina ary hitako aza fa i lehery mintsy no manao PS manompâ ana d raha vao manompa zah tonga d pehany ny PS-ko
lany andro mitaraina eto elah bainn a, reveo manja ao é,politika tohizana fa in ary ty teo-jaza-kely ty
veloma tokoa elah ozy ouiandry :-D :-D
8. ntss
(
17/09/2009 11:39)
Andryuwui > tsy zakan'i pikatti gtt lesy le atao hoe osy mainty a! nefa anie tsika lazainy fa foza e!
9. Mirananirina
(
17/09/2009 11:44)
io aloha dia marina eh,samy milaza izay tiany daholo na fozaorana na gtt na olontsotra,hihihi
10. pikatti
(
17/09/2009 11:45)
ompa aza tsy manaitra an'i pikatti bainn a,fa raha mitady elah de tohano ny hevitra tgv fa tsy eto elah gaigy eto :-D :-D
11. Andryowui
(
17/09/2009 12:15)
shhh aleo ny antsika sy elah less atao resadybo ihany fa tsy taranjanlah lah @ le tsy mahavita mi- aligner deux propositions #tes le resaka politika ah !!!
13. pikatti
(
17/09/2009 12:23)
mbola tsy ampy lesy le fifonan'elah ao ambany ao bainn a!!!
be loatra le teny ratsy nataon'elah teto zay mantsy , mi-assume l'ty bainn a =)) =))
be loatra le teny ratsy nataon'elah teto zay mantsy , mi-assume l'ty bainn a =)) =))
14. Andryowui
(
17/09/2009 12:39)
tsy misy mifona zany eo ry lylenty a!!! jereo fa nofafan'i paiso petak'orina le hafatra napetrako teo kanefa zah mbola eto ihany hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!! efa vonona ny miaramila manaraka raha pehanlery njay ty PS ty éééé hi hi hi hi hi hi hi hi ha ha ha ha ha ha hon hon hon hon hon hon !!!
15. pikatti
(
17/09/2009 12:49)
jereo fa nofafan'i paiso petak'orina le hafatra napetrako teo kanefa zah mbola eto ihany
aiza l'ty elah zany no tsy tazana :-D :-D :-D
16. Andriuwui
(
17/09/2009 12:57)
ito ihany lity fa nopehan'i paiso petak'orina njay le PS-ko teo a!!!
fa milay be le izy satria tsyhitanlisany ze hipehana ny IP-ko an hi hi hi hi ha ha ha ha
fa milay be le izy satria tsyhitanlisany ze hipehana ny IP-ko an hi hi hi hi ha ha ha ha
18. Andriuwui
(
17/09/2009 13:38)
faly be mintsy zah ry mirana a !!! fa le adva-ko atsy sepotra be mintsy d otranzao ny mahazo anazy :milay be fa d eto fona less ah !!! iva be tahaka le orina petaka ihany le fibloquena IP less ah !!! miandryvavahady oa no sahaza anlah !!! mivonto be mintsy ve lity le orina lah ao sa aona fa toa tafiditra fona le Andry TGV MAHERYVAIKA !!! hiondona kely alou zah d refa avy eo njai sika sy elah mifanala anazy eto an !!! ketreo tsara alou fa mbola ho ela less a !!!
19. pikatti
(
17/09/2009 15:20)
hiondona kely alou zah d refa avy eo njai sika sy elah mifanala anazy eto an !!! ketreo tsara alou fa mbola ho ela less a !!!
d'efa mitadiava cyber hafa any elah fa ty ray ty efa tratrako bainn a :-D :-D
20. Aouiandry
(
17/09/2009 15:47)
pokatti a!!! rah elah le paiso petak'orina d fafao alou le kapa be napetrako ao ambony ao io!!! d refa avy eo hidio ny vavahady fa tafiditra fona le Andry TGV MAHERYVAIKA ty hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
