Ary ny fahitanareo ny A.M.E?

1. hery ( 17/09/2009 09:51)
Ny A.M.E izao no nanao filazana anisan'ny voalohandohany t@ herinandro lasa iny hoe handrotsaka olona ho filoham-pirenena izy ary ny filoha nasionaly Atoa. Clément Ravalison no hatolony amin'izany.

Ahoana indray ny fahitanareo an'io antoko iray io? I Ramakavelo toa ao anatiny.
répondu par terrywui le 18/09/2009 14:48
2. tsiafoi1 ( 17/09/2009 09:58)
Atokon'ny malama sy savony vava toa ny AKFM ihany no fahitako azy. Atoko maivana sy mora misomidika ambony rano fa tsy maharitra fanivanana.
3. pikatti ( 17/09/2009 09:59)
Avelao ao aloha izay manana olona hatolotra hiroso lessy Rahery a,tary mba milamm ihany koa mantsy io atolony io :lol:
4. TWING ( 17/09/2009 10:04)
tsiafoi1

AKFM iza aloha ity malama vava lazinareo ity e?
izahay mangina toa exiténa indray.
5. Andryuwui ( 17/09/2009 10:07)
ary elah alou tsy afaka mirotsaka ry lehery satria manohana no hain'elah fa tsy tohanana, manompo no ainlah fa tsy tompoina hi hi hi ha ha ha hon hon hon d mbola averiko fa elah afaka mipeka ny PS-ko fa ny IP¨-ko tsy vobloquenlah na inn ataonlah na inn d i Andry TGV MAHERYVAIKA less refa tehiditra eto tsy maintsy tafiditra eto a !!!
6. pikatti ( 17/09/2009 10:10)
aza bekonetaka bainn a

elah afaka mipeka ny PS-ko fa ny IP¨-ko tsy vobloquenlah na inn ataonlah na inn d i Andry TGV MAHERYVAIKA

zany refa tsy manaraka fepetra , ary aza manompa mpisera ntsony :-D :-D
7. Andryuwui ( 17/09/2009 10:17)
zao sasao ny divon-tena d manaova manimanitra d tongav fa na bandi na pokati d asiko !!! d aza be moral fa zah mahatanty an'i lehery matoa mifampitady aminy eto !!! de toute façon efa fantatrilinsany ny signature-ko ka na miova isanandro aza ny PS-ko d tafita fona ny zavatra tiako atao !!!
8. pikatti ( 17/09/2009 10:28)
de toute façon efa fantatrilinsany ny signature-ko ka na miova isanandro aza ny PS-ko d tafita fona

aiza leity zany :-D :-D
9. harybe ( 17/09/2009 10:33)
Andryuwui:

ary elah alou tsy afaka mirotsaka ry lehery satria manohana no hain'elah fa tsy tohanana, manompo no ainlah fa tsy tompoina hi hi hi ha ha ha hon hon hon d mbola averiko fa elah afaka mipeka ny PS-ko fa ny IP¨-ko tsy vobloquenlah na inn ataonlah na inn d i Andry TGV MAHERYVAIKA less refa tehiditra eto tsy maintsy tafiditra eto a !!!



maivan-doha ialahy izany raha izany ny fisainan'ialahy
10. xxx ( 17/09/2009 10:35)
de toute façon efa fantatrilinsany ny signature-ko ka na miova isanandro aza ny PS-ko d tafita fona ny zavatra tiako atao !!!

ary tena mitomany wiwi :-w :-w
11. ntss ( 17/09/2009 10:39)
:-* Bravo Hery

Ny mi-lancé lohahevitra otr'zao no tokony ataon'igahy fa tsy mirediredy resaka fandorana injet eo.

Ramakavelo ry Hery tady manarak'omby a! tsy mahita rirany reny raha tsy miaraka amin'ny antoko goavana. Te ho 3e voie nefa tsy ampy lanja e! Sady mba iza moa Ty Clémént ty e? toa manao style Daniel Rajakoba fotsiny te hilancé ny tenany nefa volom-borona e
12. pikatti ( 17/09/2009 10:46)
Sady mba iza moa Ty Clémént ty e? toa manao style Daniel Rajakoba fotsiny te hilancé ny tenany nefa volom-borona e

io anie ry wiwi no lazaiko anelah hoe tsy taranjan'elah hoa ny politika,elaha ary io tsy maharaka vaovao akory ty :-D :-D
13. xxx ( 17/09/2009 11:24)
Tsy lasa rahery zany ramaka avelo zany à pamadika palitao ireny ,io izy niaraka sy nivory niaraka @hat anga hadinonao ,olombaovao no hilain'ny MALAGASY fa tena potika ny firenena! Iza ireo karamain'ny hat hatra@ny vehivavy hitsikilo dia avy reo vehivavy mandeha 4*4 ireo no manome renseignement-dry ragidro capsat hamono MALAGASY toa AZY !!!Tsara aloha rehefa hihetsika ny 3mouvances hatrany @province fa tena efa latsaka ankaterena be i MADAGASIKARa,hamidy @tavaratara ny rano ,ny fanondranana bois de rose no ANTOM6PIVELOMANA'ny HAT ,jereo ao @top mada ,ny pétrole omeny an'i tsotsoka fa ny gasy ohatra azy tsy maninona hono i roindefo pangalatra omby fa tsy sahirana hono ny gasy ,nefa efa be ny very asa sy mitsindroka fako ,ry HAT VOKY letra a@halatra ny harena ambanin'ny tanynin'ny gasy hamidy varo -boba @vahiny.
Tsy maintsy mihetsika daolo ny gasy hanalàna io fitondrana'alika ?FATIN'alika io!!!raha bola tia sy te handova an'i ADAGASIKARA isika gasy ,bola tsy tara .
14. xxx ( 17/09/2009 11:35)
Inona koa zay injet raha may any aza ,dory velona mihintsy i radomelina lava nify fa patin n'ny tsotsoka nahatonga izao korotana eto MADAGASIKARA izao ,HAGATAHANA ny vahoaka rehetra hihetsika fa vita ireo tsy vanona pivarotanindrazana ireo ,aiza ny famapanatenana pokaty nomen6dradomelina lava nify ,ka mihina-kanina sy mitsangantsangana ohAtra azy daolo ve zao ny Malagasy voa maika pire noho ny teo aloha ny situation ny very asa mitombo andro amn'alina !!!
DORY VELONA ENY @13 mai i RADOMELINA LAVA nify sy RAMAROSAONA pikarama AN'ady,refa azo reo roa ireo dia milamina MADAGASIKARA.
raDOMELINA @ZANY MITSNGATSANGAN ANY ILE MAURICE tena fiakny hatra@tsinaimaintiny no nagala-pahefana !!!
15. Andryuwui ( 17/09/2009 11:45)
Ny Jeneraly Ramakavelo zany tompon'ny fahendrena izany fa tsy arakin'ny mpanao politika ny paik'adiny satria miala @ mahazatra!!! ny mampalahelo d tsy mbola tafahoana t@ oul tena tia tanindrazana to azy ny Jeneraly Ramakavelo !!! tsy maintsy mandray andraikitra anefa izy d izay no hilazan'ny oul fa mamadibadika palitao izy, fa kosa tsysy afaka miteny fa nangalatra na nanao ampihimamba ny haren'i Madagasikara ny Jeneraly Ramakavelo tadidio ity teny manao oe "Ny mpanao politika nandalo teto d tsinisy na iray aza tia ny Malagasy fa kosa tia an'i Madagasikara ry zareo satria eto Madagasikara no misy ny zavatra hangalarany hahafahany nampanankarena sy mialokaloka any ampita any rehefa antitra" !!!jereo fa na ny fomba fiankanjo sy fiteny d ahitana taratra fa TIA ny mahamalagasy azy ny Jeneraly Ramakavelo !!!
16. pikatti ( 17/09/2009 11:50)
hoy xxx13
DORY VELONA ENY @13 mai i RADOMELINA LAVA nify sy RAMAROSAONA pikarama AN'ady,refa azo reo roa ireo dia milamina MADAGASIKARA.
raDOMELINA @ZANY MITSNGATSANGAN ANY ILE MAURICE tena fiakny hatra@tsinaimaintiny no nagala-pahefana !!!

aoka lesy bainn a
17. ntss ( 17/09/2009 13:27)
mody manao sarinady njay i pokatti sy xxx

Asehoy hoa ny pseudo raha tsy matahotra TGV fa miafina ao am-badik'i Rahery ao ve e
18. tsiafoi1 ( 17/09/2009 13:31)
Aza mila ady ampiasain'ny fanahin-demony otran'io fa ento milamina ihany fa ny tany hindramina zandry a. Calme less elà ry Andriuwui a. Rehefa voadaka tato, facebook malalaka be ary... Efa tsy valian-dRaHery toi fa avelany hiteny irery eo mbola miwawawa be ihany... Ento mora e, ny lalao mbola ho ela, ento mora e!
19. pikatti ( 17/09/2009 15:22)
Efa tsy valian-dRaHery toi fa avelany hiteny irery eo mbola miwawawa be ihany... Ento mora e, ny lalao mbola ho ela, ento mora e!

=)) =))
20. Aouiandry ( 17/09/2009 15:50)
ka lery anie tsy sah mifamaly direct amiko fa mamafa anle kapa be apetrako fona no ataony ééé!!! d le manidy vavahady kanefa mbola tafiditra fona zah klé hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1787