Mba miovà ry TGV a!

1. locl ( 15/09/2009 18:36)
Na inona na inona fanazavana dia ny responsable t@ iny zavatra omal iny dia ny HAT, nahoana moa ireo vahoaka ireo no sakanana tsy hiditra ao Ambohijatovo. Tsy ho voasakanareo intsony ange io tolona io fa tsy maintsy hitohy io satria ny olona efa noana tsy mahita ho hanina, fa na ataoko aza hoe ireo 25000 tsy an'asa fotsiny no mihetsika dia ho vita matavy nareo TGV ireo.

Raha izaho manokana dia ny miverina andatabatra no mety indrindra amin'areo fa na hianareo aza hifamono ao @ farany
répondu par Banndi le 16/09/2009 14:56
2. xxx ( 15/09/2009 19:34)
Tsy aleo ireo ho faty any daolo ralocl à,ireo fat ireo no hatao hoe déchet-ny societé nyMalagasy ,@zay Mcar vao tany afaka ,ho mora2 angaha ny alahelo-mbahoaka @izao fanoganam-panajakana @basy izao ,ny antony dia noho ny" haine "sy ny fialonana an-dra8 iray,ny antony hafa koa dia ny fanomezana an'ny tsotsoka sy ny vahiny sasany ny harena ambanin'ny tany ,izao ny rano hamidiny amin'ny tavaratra ,tavan'alika ireny nefa ny fanenjehana andra8 t@daewoo projet fotsiny ohatraan'inona ,nefa ny pays rehetra manana rano samy mitahiry ny azy fa any @année2034 any ho any tsisy rano intsony ka tokony samy mitahiry ny azy,olona faikany ,zaoridiran'olona ,efa hita fa tsy tafavoaka bola milentika eo ihany ,asa inona ny tombotsoany mamotika firenena ohatra izao nefa rà gasy sy mandeha rà ,noho ny fitiavan-tena sy ny fitiavam-bola koa ,aiza zao le vahoaka madinika napanatenaina hihina-kanina !!!
Mapalahelo le olona very asa fa mitombo andro aman'alina tsy rahirahiny akory ,tena tsy mataho-tody ,le ray amandrenin'ty vendrana hono dia ba inona ny heviny ny ^ty zanany mamotika firenena izao !
3. xxx ( 16/09/2009 08:40)
tsy sahy mijoro tsony ve rahery fa manafina pseudo e!

Alefa lesy Monja tohizo ny asa f'aza mihaino ze rediredin'reo GTT nandao tanindrazana marary fo reo a! ndana fona manao forcing miditra eo ambohijatovo raha mafy be e! hafa lesy ny tamin'ny andron'ny TGV fa ndana anontanio an'i Andry ny recettten'ny tolona mahomby a!
4. pikatti ( 16/09/2009 13:41)
Raha izaho manokana dia ny miverina andatabatra no mety indrindra amin'areo fa na hianareo aza hifamono ao @ farany

Zany no tena fahendrena ry locl saingy indrisy ty lohana dj

Efa mba nisy nivadika angatra ny sasany ato kah ,i wiwi nitsangana à, maty ao ambony ao :-D :-D :-D
5. bazylou ( 16/09/2009 14:53)
vive tgv, ho el avelona ny filoha malagasy rajoelina, tsy hanaka ny sarety tsy ho any sabnam anie ny haratsian'ny lalana sy ny alika mivovo e, :-P :-P
6. Banndi ( 16/09/2009 14:56)
Nitaraina ve malala tao ,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0228