iza no tena tompon'andraikitra @ zao blocage zao

1. benkintana ( 15/09/2009 05:04)
"Pour que de nouvelles négociations puissent aboutir à des résultats positifs, il faut au minimum que la communauté internationale s’engage à réellement sévir contre les responsables du blocage, avons-nous soutenu il y a quelques jours. Et après le SADC, l’Union africaine vient de condamner elle-aussi la violation des Accords de Maputo. Et cette fois-ci, ces organismes désignent clairement qui sont fautifs: Andry Rajoelina et sa mouvance"
Topmada

répondu par Banndi le 15/09/2009 21:36
2. benkintana ( 15/09/2009 05:24)
K'inona moa zany ny vaha olana raha tsy fanalana an'io dj bedoika tsy miheno toro-hevitra ty,
Firy firy zay moa ny teny natsipy ho vaha olana @ izao mahazo ny firenena zao saingy ny hibodo toerana sy ny hanohy ny hanodi-bola foana no tianay tohizana, izany rehetra izany dia ho fantiantoka ho antsika Malagasy
VIVE MADAGASCAR TOHIZO NY TOLONA
3. ouiandry ( 15/09/2009 05:40)
tsy resaka ryfo masiso less io ry bedykin fa resaka politika ka mipetra tsara fa tsy hainlah io ah !!! :-D :-D :-D
4. xxx ( 15/09/2009 05:44)
te hinono hono i wiwi fa leo politika :-D :-D
5. xxx ( 15/09/2009 05:51)
Hampinana lisany petit deuj sahady wiwi :lol:
6. ouiandry ( 15/09/2009 05:54)
xxx:

te hinono hono i wiwi fa leo politika :-D :-D

aiza izy toa manao xxx fa aona menatra angah elah fa ny dyvonlah nopehako !!! tsy koi less zany fa ny ryfonlah efa maina sy masiso be !!! elah anefa mba tehifalifaly d asiko ny divonlah !!! fa ono oa lity maninn linsany ao @ GTT ao klé toa tsy tonga nametaka afisy tsony kala ratsy ry hi hi hi jereo ty:
... Le dernier épisode de la saga GTT en est un exemple. Comment une association de malgaches semble t-il uni derrière des idéaux et objectifs communs en viennent-ils à se détester cordialement en à peine quelques mois ? Rappelons que le mouvement Gasy Tia Tanindrazana (de France), qui s’est fait connaître pour sa lutte contre la HAT est désormais séparé en deux entités distinctes ( le gtt historique visible sur http://gasytiatanindrazana.free.fr et le Gtt nouveau http://www.collectif-gtt.org ) mais qui revendiquent chacune la parternité du nom GTT. Cela rappelle l’épisode en 2002 du site pro ravalomanana Tiako Madagascar qui s’était fini par un procés entre 2 personnes du méme site.

elisany oa tsy mahavita miaraka elah zany fa vetivety d rava satria kely aina no sady samy maika ny ho any am-posiny hi hi hi ny foza less mahatanty saoka tsy mora mizarazara izany ah satria efa zatra mafy ady sy miaina ao anatin'ny sarotra ka na krizy aza d eto fona zahay manohana an'i TGV.
VIVE TGV !!! hi hi hi ha ha ha !!!

7. pikatti ( 15/09/2009 11:05)
Zany no tsy ahazan'elah politika, zao leity no tena fandehany ry nandra a!,elah moa le nidradradra teto hoe 3contre 1 ho Andry refa avy any Maputo iny ary mbola miara miasa ve ry zalahy, ry badolahy ty a, be resaka elah fa resaka tsisy dikany :-D :-D :-D
8. xxx ( 15/09/2009 11:35)
Tsy mizara izany ny gtt hihihih enao no nisandoka gtt handoto rano ,ny gtt tsy mitabataba ohtran'ireny fa aza mahery mandrovitsiha sao tapaka laland-drà @tsy antony eo! hihi gtt hono izy mitomany gtt ry vendrana te handoto rano !
Aza vendrana oa mafy refa taritin'ny vendrana ,tohizo ny lainga fa tsy lasa lavitra ,tratra fona ny mpisandoka ,dia inona indray izao ny tetika manaraka ,ny baomba é ,misandoka ho gtt é, f'anga tsy natao mtt indray ,tsy ritra ny devoly an!Mijanona fat fFATIN'ALIKA fa izay no mendrik ny ambany saina ohatranareo!!!
9. pikatti ( 15/09/2009 11:47)
Mijanona fat fFATIN'ALIKA fa izay no mendrik ny ambany saina ohatranareo!!!

xxx7 kôzy io fandotoana io , efa betsaka ny fikan-dry zalahy tgvfopla reto fa tsisy nahomby, zany marina ny hoe tgvendrana,maty ahy ry Andry zao ve no mpanohana anareo sisa ,ry mpileleka isany :-D :-D
10. milamm ( 15/09/2009 12:12)
tsy misy hafa ' le oe iza no tompony tain'alika" ty fanotaniana ty,
-le jamba ny revolisiona mena v ?
-sa le b marenina ny Teo aloha Ihany no Miverina
-na ilay Tontakely Gasy Vendrana revolisiona oranjy tsy vory saina manao amboletra mitazona takalon'aina ny firenena @ fampihorohorona
aza kivy fa mbola ao ilay misatroka penjy hamitrana fihavanana ... raha mbola mikiry biby eo ireo 4 ireo ifandramatra de malalaka tsara ny vovo idirany Madagasikara @ fandrika avelatry ireo tsy maty voalavo ankibo(pillage neo-colonialisme)androba harena malagasy @ sehatra maro,mpitondra mamarina ankady ny vahiny angorona mivanatana na antsokosoko ny harentsika.
Ny harentsaina malagasy no efa simba hita taratra @ reo mpitondra nisy izany,mila manova toetsaina vaovao itondra vaha-olana maharitra mahay manorina,mitsinjo isika fa efa taonjato 21
11. pikatti ( 15/09/2009 12:23)
mila manova toetsaina vaovao itondra vaha-olana maharitra mahay manorina,mitsinjo isika fa efa taonjato 21

Raha io de dakoro @ lah zah ,ary zao no tokony hatomboka fa tsy mijery zay lasa foanaEto zao maninona no tsy notanterahina ny fifanarahana MaputoI fa de be doika lava zao
12. patrick2002 ( 15/09/2009 12:38)
iza no tompon`andraikitra raha tsy dadan`ialahy isany ,
13. pikatti ( 15/09/2009 14:10)
Et cette fois-ci, ces organismes désignent clairement qui sont fautifs: Andry Rajoelina et sa mouvance

io zany no dadan'elah,mpanongam-panjakana, dj,zaza be marina ny anao rapaty :-D :-D
14. terrywui ( 15/09/2009 14:51)
iza no tompon'antoka amizao blocage izao ??? efa hita mazava be fa ireto GTT ,TIM fopla tokony gadraina haingana ireto ka iza ndray eee!! jereo sahady ireto magasin voavakindry zalah vetivety teo de jereo sahady ireto fotodrafitrasa potikany !! i Hery aza moa de loabava mitsy atsy oe faly be ony lery fa nanapotika panneaux an'ny Injet bobaka be !! tena hita mihitsy eto lay fotopisainana Ravalomanana ! de mbola io tohizanareo Tim io ihany !! sambory haingana letsy ra-Charles fa ten tsisy saina tsony ireto a!! potika eo ny tanana rah mbola eo reo magro , magro reo !!
15. Banndi ( 15/09/2009 15:15)
wiwi , sao de afaka manome adiresy enao fa zah koa mantsy pelaka hoatranao ihany :* :* :*
16. terrywui ( 15/09/2009 15:20)
banndi !! itandry ny tsy mampety azy ataondry hoe enao ah fa tsy ataondry hoe elah !!! ha ha ha !!
17. Banndi ( 15/09/2009 15:27)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka ,tsy aleo zah sy elah hanao mariazy :* :* hi pacs e (l) (l) (l)
18. bazylou ( 15/09/2009 17:45)
vive tgv, raha tsy vendrana koa io ka hanaiky zao prezda fopla lany bala rehetra izao, :-D :-D
19. Banndi ( 15/09/2009 21:36)
aza mialona anay sy wiwi elah ry bazylou a, tiko be izy iny sady mahay mihaingo ery ,mba miovaova kely ny akanjony zao androany le roby kely rozirozy iny no nataony teo @ tgvok iny :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1093