Terreur à Madagasikara!

1. ketaka67 ( 14/09/2009 14:03)
avy taiza le basy dry zareo jiolahy 30 nanafika hita ao @ midi iny? zany ve no iainana mandavan'andro! :�)
répondu par ketaka67 le 16/09/2009 15:31
2. xxx ( 14/09/2009 15:17)
miaramila ndry tgv ireny mazava ho azy ,bola tsy zatra ihany ve enareo,refa tsy tafavoaka ny situation-ny dia zarainy basy daolo zay hitany hanapotehana an'i Madagasikara!!!sy ny Malagasy
3. ketaka67 ( 14/09/2009 15:30)
xxx:

miaramila ndry tgv ireny mazava ho azy ,bola tsy zatra ihany ve enareo,refa tsy tafavoaka ny situation-ny dia zarainy basy daolo zay hitany hanapotehana an'i Madagasikara!!!sy ny Malagasy


akititifitra bomba lakrymozène be! sepotra ny havako saiky tsy tonga toa an-trano! aiza no ahitàna vonjy é! toa voasambotsambotra avy izay tery A/tovo-sns...
le madama senatera iny koa rofin-drizareo ! zao anie: nolazaina fa i ra-8 no panakorontana sns... nefa toa ry zareo indray ity no tena mahavanon-doza ! tsy misy liberté d'expression! izay koa anefa no nanakianana an'i ra-8! nefa izao it vao mainka loza! tsy nisy lakrimozen aizany !taloha!
4. patrick2002 ( 14/09/2009 15:40)
moramora tia vava ra ketaka ,mandehana manendy paraky aloha ,
Izahay vahoaka dia leo ny fanakorotanana sy ny fampahantrana hataony mpitondra mitady hangoro-karena ka hesoriny pression populaire,nanao an`izany Ratsiraka ny 2002 ,nijaly ny gasy ,fa tsy maintsy nandresyt ny tolona niaraka t@ Marc Ravalomanana tamin`izany ,@ izao manao izay hampahatra ny gasy Ravalo ,manakorontana amin`izay hanipy gant i Andry ,fa tsy misy mihemotra eo TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA
VIVE TGV
5. locl ( 14/09/2009 15:45)
patrick, tolona inona no tianao ho lazaina? Taiza izao no nisy fotoana tena nampiparitaka ny basy raha tsy izao androny TGV izao. Mba mieritrereta e!

Marina ny anao ry ketaka a!
6. xxx ( 14/09/2009 16:02)
:-D :-D
i patrick ary @ tany amerikanina ary hono no mba oe mitolona! :-D :-D :-D
sa mitolona an'i soa...?
andana lesy mody dia ampio fa tsy any antany lavitra any no mimenomenona oe mijaly ny gasy sns....
7. benkintana ( 14/09/2009 16:10)
ié mpijajy io bandy io lehiben'ny diaspora faly mivoayge fotsiny nery io,manao ny bandy tsinotsinona lelen'io :-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 14/09/2009 17:21)
locl ah ! raha mirefotra ny basy mba teneno izaho firy ny maty !
matoa mbola tsy misy maty satria mbola tsy te hitifitra ny miaramila ,mbola mandefitra manana ny marina izy .
http://www.dailymotion.com/relevance/search/manifestation+a+ambohijatovo/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news
jereo fotsiny izany provocation hataony terroriste malagasy ,tena efa aina natao sorona izao ,fa mbola tsy nitifitra ny miaramila ,tsy te hila gidraka izy.
9. benkintana ( 14/09/2009 17:28)
moramora tia vava ra ketaka ,mandehana manendy paraky aloha ,

zany ve no mba vavan'ny tgv ato ,felahiko ny tahamaina eo elah ry le votany ty :-D :-D
refa tsy ampy anelah ny mivoayge de ndàna minono an'i pikatti :lol:
10. bazylou ( 15/09/2009 17:49)
vive tgv,
11. Banndi ( 15/09/2009 21:39)
bazylou zany koa anie ka manao opération de séduction é, :* :* :*
ary tsika tgv ato zany betsaka no mifankatia an, omeo sary zah ry bazylou a, mety tsara tarehy ve lesy elah io sa mbola ratsy nohon'i wiwi,aza tezitra enao malala an :* :*
12. ketaka67 ( 16/09/2009 15:31)
patrick2002:

moramora tia vava ra ketaka ,mandehana manendy paraky aloha ,
Izahay vahoaka dia leo ny fanakorotanana sy ny fampahantrana hataony mpitondra mitady hangoro-karena ka hesoriny pression populaire,nanao an`izany Ratsiraka ny 2002 ,nijaly ny gasy ,fa tsy maintsy nandresyt ny tolona niaraka t@ Marc Ravalomanana tamin`izany ,@ izao manao izay hampahatra ny gasy Ravalo ,manakorontana amin`izay hanipy gant i Andry ,fa tsy misy mihemotra eo TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA
VIVE TGV


mbola nandeha nanedy paraky aho! teo indrindra no nahalasa ny saiko hoe: saik tsara ihany ny tetik'Tgv saingy tsy vaohevitra tsara le stratézia, ka mety hifototra aminy ihany izao toe-javatra izao! tokony halaminy aloha ny tanàna sy ny hani-kohanina ny olona sy ny asa! izay no mahamaika! Hitolona @ inona ary? toa ry zareo ihany no mitolona ahazo toerana koooooooooooo!izay izaao no fandinihako azy eo am+panendasana paraky io!
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0596