Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....
1. pikatti
(
13/09/2009 21:00)
hoy Rahery
ary bobaka be kay le tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D
efa ho lany tamingana mantsy ry zalahy reo lesy Rahery de aleony manoa clone :-D :-D :-D
Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....
ary bobaka be kay le tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D
efa ho lany tamingana mantsy ry zalahy reo lesy Rahery de aleony manoa clone :-D :-D :-D
répondu par benkintana le 14/09/2009 15:59
2. patrick2002
(
13/09/2009 21:33)
Ary firy ny PS ialahy ry pokatty
Bekintana moa izany ilay natao hanopana :-D
ary ry penguin sy ry kidorompamba ,rajakoo, TEGEVE , inona daholo ireny TIM pur laine veh :-D :-D :-D
Bekintana moa izany ilay natao hanopana :-D
ary ry penguin sy ry kidorompamba ,rajakoo, TEGEVE , inona daholo ireny TIM pur laine veh :-D :-D :-D
3. TEGEVE
(
13/09/2009 21:57)
de swann sy andrywui sy wiwi lesy mbola anah daholo a,zah tsy be konetaka hotranlisany tgvfopla tony,ary sao de elah ihany ary ty manoratra ty fa manao pokaty fotsiny elah eto :-D :-D :-D
4. patrick2002
(
14/09/2009 00:17)
io fa nivoaka ra TEGEVE lety ah! heveriko fa hadinony ra pokaty anie ny mot de passe dia tsy tafasokatra intsony eh !
rajakoo indray izao ,aingana mivoaha ,fa ray ihany ireo. Allez :-@ :-@ :-@
rajakoo indray izao ,aingana mivoaha ,fa ray ihany ireo. Allez :-@ :-@ :-@
5. pikatti
(
14/09/2009 06:54)
rajakoo indray izao ,aingana mivoaha ,fa ray ihany ireo. Allez
fa le rajako ve tsy wiwi sa bazilou é :-D :-D sa elah daholo reo ry rapaty??? :-D :-D :-D
Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....
ary misy tgvfopla mitaraina koa io
rapaty=Andriambil=bazily=salopard sns....avoahy tao é allez hay ve elah himenomenona ihany :idea:
6. ouiandry
(
14/09/2009 08:48)
pikatti:
ary misy tgvfopla mitaraina koa io
rapaty=Andriambil=bazily=salopard sns....avoahy tao é allez hay ve elah himenomenona ihany :idea:
MANDEHANA OA SASAO ny ryfonlah fa mampasiso ny trano d ny divonlah kou ataovy tsara sasa fa asiko tsara be mintsy refa tsisy lylempi tsony :evil: :evil: :evil: d tsisy mitaraina eto !!! ary azo atao ny manana PS bobaka be satria tsy voasakan'ny mpiandryvavady izany !!! ary tsitako mintsy ny himenomenona aminzany eto !!! ary bekintana maly hitako tary fa vao nahita ana toa tonga d nirifatra nitsoka !!! kely aina kanefa mba tehanao !!!
8. benkintana
(
14/09/2009 15:59)
ry bekintana maly hitako tary fa vao nahita ana toa tonga d nirifatra nitsoka !!! kely aina kanefa mba tehanao !!!
hay ve elah le maimbo be iny hitako elah nandosiran'ny olona :-D :-D :-D
