72 HEURE HOY I ZAFY FA TSY HOE IZAO DIA IZAO

1. remahity ( 11/09/2009 22:07)
Fa dia asa izay nahazo an-dry legaliste, fa dia mitetateta nankeny analakely, surtout olona tsy TIM, toa an-dry AMBROISE sy RAVELOSON constant fa antoko mpiaraka @ TIM izay mety hivadika aminy no nitarika (Ex: Alain Andriamiseza...)

Mais pourquoi 72 Heures:
-3 jours mialoha no anaovana fangatahana raha hivory, sinon tsy ara-dalana

-Miandry ny valin'ny taratasy farany nalefa t@ ANdry

- SURTOUT? ZAFY A ECRIT A JOACHIM CHISSANO (CI), STRATEGIE MBA HAMPIARAHANA NY CI HANOHANA NY MOUVEMENT POPULAIRE IO


Mba henoy NY NY OLON-kendry toa an-dry zafy , fa tsy ry Ambroise sy constant, mety hivadika toa an-dry andriamiseza no harahina

tadidio ilay resaka lainga nataon'ny ambroise hoe : ho tonga i dada @ asabotsy, nefa aiza izay teo
répondu par fijo le 12/09/2009 20:01
2. pikatti ( 11/09/2009 22:23)
SURTOUT? ZAFY A ECRIT A JOACHIM CHISSANO (CI), STRATEGIE MBA HAMPIARAHANA NY CI HANOHANA NY MOUVEMENT POPULAIRE IO

de ahoana leity ,raikitra ve io sa ahoana ,efa nitsoaka mantsy ny tgvfopla tato fa zay tsy miandry marary zany bainn a :-D :-D :-D
3. remahity ( 11/09/2009 22:48)
raikitra io rakoto, fa ny tsy hisian'ny aina hafoy no ilaina, ka mila tsy taitaitra , mtratrevatreva, fa sao misy maty eo.

Ty tia ravalomanan sy ratsiraka na i zafy ny tenanany, saingy ny accord ny Maputo, no milaza fa atao mazava ny regle de jeu, asiana fifidianana, ka na zafy na ratsiraka, na i TGV, na olo hafa, fa rehefa mazava ny regle de jeu,

Noho izany tsy 3 mouvance ihany no miarake, fa ny gasy mila raha mazava tsara rehetra
4. pikatti ( 11/09/2009 23:06)
zay mintsy lessy ,ry lerony tgv tony toa zatra le kobaka am-bava fotsiny,mody manao sonia de miala bala fotsiny tsy ohatra ratsy teo aloha akory no averina fa mandroso @ zay, aleo hifoteran'ny rambony ao
5. bazylou ( 12/09/2009 08:12)
aleo ho eny anasivan'ny tgv azy e, rehef avoahitsakiny tgv ve tsy ho daitra ery daholo kle :-D :-D
6. ouiandry ( 12/09/2009 08:18)
pikatti:

de ahoana leity ,raikitra ve io sa ahoana ,efa nitsoaka mantsy ny tgvfopla tato fa zay tsy miandry marary zany bainn a :-D :-D :-D

mandehana alou sasao ny divonlah d manaova manimanitra fa asiko satria ny ryfonlah efa masiso be ka tsy milay :-D :-D :-D
7. pikatti ( 12/09/2009 12:25)
fa tena vita tao zany elah rawiwi sa ahoana klé, aiza elah no ho absent foana, mitsaboa ihany tena fa aza de mirenjarendra :-D :-D :-D
8. ouiandry ( 12/09/2009 13:54)
pikatti:

fa tena vita tao zany elah rawiwi sa ahoana klé, aiza elah no ho absent foana, mitsaboa ihany tena fa aza de mirenjarendra :-D :-D :-D

elah oa refa tsisy lylempi ry pokatti d manaova madio tsara sy manimanitra fa asiko ny divonlah fa ny ryfonlah masiso ka tsy mendrika ny katalako :-D :-D :-D
9. fijo ( 12/09/2009 20:01)
marina tanteraka ny voalazan'iremahity.ary fahadisoan ahoan'ny magro iny omaly iny.mila manova tetika ireo fa tsy mety rah ahoatra ireny no hitondrana ny zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0686