mila "roaccutane"maika be

1. xxx ( 09/09/2009 15:21)
slt dhl, mba miangavy ra azo atao le olona mahalala ny fangalana anle "roaccutane" sans ordonnance fa ilaina maika be !!! tena feno mony mihintsy mantsy ny tarehy .meci
répondu par xxx le 18/10/2009 13:22
2. mion ( 09/09/2009 15:31)
tsy manana aho, tsy hitako intsony ilay ol
3. boozkel ( 10/09/2009 10:03)
4. Mirananirina ( 10/09/2009 13:01)
sao mba ilaiko koa izany eh
5. sipagasy ( 11/09/2009 18:15)
mandehana any @ dokotera dia maka ordonnance kouuh, ny mety amiko anie mety tsy ho mety aminao e!!!
6. xxx ( 18/10/2009 13:22)
bjr! mety ahadiso fanantenana anao angamba ny zavatra holazaiko eto, fa mba mamaly fotsiny za!
any madagascar ve enao alou sa aty france?
ra ny any madagascar alou d tsy haiko loatra ra afaka omen'ny dokotera anao amizao ny roaacutane, tsy haiko koa na misy suivi na tsy misy, satria ny roaccutane tsy fanafody mony tsotra fotsiny, fa traitement mahery sady dangereux ravao tsy suivi enao!
grave hoy aho, satria ra ao anatinin'ny fotoana anaovanao traitement ianao no bevohoka dia, misy malformation grave be le zaza:
toy ny hoe, ngeza be misty ny lohany, na kou tsy misy tanana le zaza!
grave kou hoy aho satria, ravao tsy arahin'ny dokotera akaiky ny "état ny foie" , ny taux de triglycérides anao,satria misy conséquences immédiat am foie io fanafody io, ary ravao itany dokotera fa simba ny foie anao ao anatiny traitement d avy hatrany dia tsy maintsy ajanona le izy,na kou hoe ambony e ny taux de triglycerides d tsy maintsy ajanona ny traitement satria tonga d tena mahapotika ny voa.
D ny aty france alou zao, dia efa niova kou ny modalités de delivrance anio fanafody io, tsy vitan'ny hoe, omen'ny dokotera ordonnance fotsiny d maka fanafody any am farmacie, fa depuis septembre 2009, dia tsy maintsy manana carnet de suivi délivré par le dermatologue ou le médecin, ny olona sous roaccutane rehetra, ary ao anatininy carnet de suivi iny, no imarken'ny dokotera ny valina analysenao ilsambolana( test de grosesse, analyse du foie, analyse du taux de triglycérides, etc;;;), marihana fa ireo resultat ireo d tsy maintsy verifien'ny pharmacien aloan'ny anomezany anilé fanafody.
Koa manatona dokotera ianao, na dermatologue, fa tsy delivré uniquement sur ordonnance intsony ny roaccutane zao, fa delivré sous carnet de suivi, et ordonnance.
Ra ny any dago alou tsy aiko oe aona, fa dangereux io traitement io, mety mahafaty ra vao tsy suivi, fa za sous traitement roaccutane depuis 1moi et demi kou aty d izay no alalako anireo rehetra ireo.fa ny effet anilé izy alou tena efficace mitsy, klk semain d efa madio ben y tarehinao, fa saingy traitement dangereux mila suivi OBLIGATOIRE, ra tsy te arary mafy enao, na te ananjanaka extra terrestre! lol
zay alou ny masaka fa bon courage enao, d sinon ra ouz enao oe, compliké be le procédure anilé roaccutane, d makanesa any am farmacie, d mividiana rubozinc, fa io tsy mila suivi, sady mety delivré sans ordonnance, fa moins efficace!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2443