malahelo ny olona ary tena leo an'ity FAT ty

1. xxx ( 01/09/2009 14:05)
hiditra zao ny mpianatra nahazo fanampiana daholo ny mpianatra indrindra ny tany ambanivohitra t@ andron-dra8,fa @ ty betsaka ny tsy hiditra an-tsekoly!
http://www.youtube.com/watch?v=IOz0HEdp3j8&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded
répondu par xxx le 05/09/2009 20:20
2. remahity ( 01/09/2009 14:33)
il faut que vous arrétez de manipuler les gens , faire des montages video, et surtout , surtout, mais grand surtout , de nous bassiner avec votre DADA,

DADA, dada, DADA, à tout bout de champs, ça pue et degouline l'esclavagisme

ny sectes ihany no miantso ny GOUROU hoe dada, dada, dada, ny olona tsy niteraka azy.

Maintenant, nous ne sommes pas sectaires, nous etions TGV, mais maintenant, nous sommes decidés à l'abandonner, y'en a marre de la corruption, rapine, vol de ce HAT, nous en sommes capable, car Andry n'est pas notre Zoky, ni dadafara, et encore moins DADA

fafaonareo ao @ Magro ny anarana hoe RAVALO, et nous sommes prét à vous joindre,

Parlons de Madagascar les gars, oublions ce nom Ravalo, nous on est capable d'oublier TGV, vous vous devez faire des efforts,


d'ailleurs lui méme a dit ( MAPUTO 1):

-Tsy ho ao @ transition aho
-Tsy hody aho raha tsy @ election

et vous , vous étes sarotiny alohan'ny tompony


PAS DE DADA, NI DE TGV, QUE DE MADAGASCAR
3. pikatti ( 01/09/2009 14:54)
nous etions TGV, mais maintenant, nous sommes decidés à l'abandonner, y'en a marre de la corruption, rapine, vol de ce HAT, nous en sommes capable, car Andry n'est pas notre Zoky, ni dadafara, et encore moins DADA
=)) =))
zah koa less tgv 100% taloha t@ reny nanakana ny tany tsy ho varotana sy ny air forceII reny fa refa nizohina le paika kay tena mpandevin-tay antsalaka le boaykely ,manipulateur,mbola misy imbécile tsy miova ato kah i wiwi zao manaiky foana le gourou-ny fa hoe ouiouiouioui hany no mba hainy
4. xxx ( 01/09/2009 15:10)
remahity:

il faut que vous arrétez de manipuler les gens , faire des montages video, et surtout , surtout, mais grand surtout , de nous bassiner avec votre DADA,

DADA, dada, DADA, à tout bout de champs, ça pue et degouline l'esclavagisme

ny sectes ihany no miantso ny GOUROU hoe dada, dada, dada, ny olona tsy niteraka azy.

Maintenant, nous ne sommes pas sectaires, nous etions TGV, mais maintenant, nous sommes decidés à l'abandonner, y'en a marre de la corruption, rapine, vol de ce HAT, nous en sommes capable, car Andry n'est pas notre Zoky, ni dadafara, et encore moins DADA

fafaonareo ao @ Magro ny anarana hoe RAVALO, et nous sommes prét à vous joindre,

Parlons de Madagascar les gars, oublions ce nom Ravalo, nous on est capable d'oublier TGV, vous vous devez faire des efforts,


d'ailleurs lui méme a dit ( MAPUTO 1):

-Tsy ho ao @ transition aho
-Tsy hody aho raha tsy @ election

et vous , vous étes sarotiny alohan'ny tompony


PAS DE DADA, NI DE TGV, QUE DE MADAGASCAR



Nahoda io avao koahy ty hilanay mipoly le bandy ty, LE IHA AVAO
5. pikatti ( 01/09/2009 15:24)
Nahoda io avao koahy ty hilanay mipoly le bandy ty, LE IHA AVAO
:-D
tratra tao ndray bôfin'ny wiwi klé,fa ahoana leity zany ,kay ny fianakamx elah TIM be daholo
6. xxx ( 01/09/2009 15:35)
Hoy i ty re-ahity"

Maintenant, nous ne sommes pas sectaires, nous etions TGV, mais maintenant, nous sommes decidés à l'abandonner, y'en a marre de la corruption, rapine, vol de ce HAT, nous en sommes capable, car Andry n'est pas notre Zoky, ni dadafara, et encore moins DADA

Hainao avao kay raha io fa tsy manjary, ka mikorakoraky mare iha tsy ho rean'ny longonao TGVreo tsy ho tapaky lohanao. LE IHA AVAO
7. remahity ( 01/09/2009 15:58)
Hainao avao kay raha io fa tsy manjary, ka mikorakoraky mare iha tsy ho rean'ny longonao TGVreo tsy ho tapaky lohanao. LE IHA AVAO


Qu'ils m'egorgent, de avy eo alao hataon-dreo lasopy ty lohako, na hataone sale hena, na foriko koa aza laha mbo tsy ampy androze zay,

maintenant tu vas te taire , car tu pues l'haleine bohnomme,

RAVALO a embrassé RADIDY à MAPUTO 2, ils sont compains maintenant, ce n'est plus la peine de le soutenir, et nous nous sommes cocus....il nous trahira 2 fois, 3 fois,

oublions ces 2 guignols, ils se sont mariés en s'embrassant,

nous , nous ne sommes pas mariés à ces 2 garçons, mais nous, nous allons les botter les fesses
8. xxx ( 01/09/2009 16:21)
Qu'ils m'egorgent, de avy eo alao hataon-dreo lasopy ty lohako, na hataone sale hena, na foriko koa aza laha mbo tsy ampy androze zay,

maintenant tu vas te taire , car tu pues l'haleine bohnomme,
soa aza koahy lohanao io atao saly miaraka @ toaky amorondraky eny , mifankatsatse eny koahy isika

Nao koahy ka masiaky iha le bandy ty, iha ro mamatsy vavanao, tsy hainao moa fa afaky mivola iaby ze te hivola @ site serasera eto io, ka iha toy moa anaky vazah tandriaky teny io Ka halinonao ty fivola gasy io lekely ty, sa manimany babanao vazah iny iha? sao mipotitse etoa ie hanenty anao mivolambola fahatany. Fa hanako koahy adiresinao iny fa any tsika mihaona koahy e! eny ty aminao LE IHA AVAO
9. fijo ( 01/09/2009 22:09)
izao ve ialahy remahity vao tonga saina?????za izao tgv 100% alohan'ny 26 janvier.fa vao nisy an'iny alatsinainy mainty iny aho ,dia tsy nankasitraka intsonyan'ilay ady satria tsapako,fa fanimbana zavatra sy filana seza no tena betsaka.izao aho mahatsiaro tena ho marina kely rehefa mijery ny zavatra misy.
10. xxx ( 05/09/2009 20:20)

Marina ty anao remahity, tsy tokony ho tsangan'olona no tohanana fa foto-kevitra. Miara-mitady izay hanarenana an'i Gasikara fa tsy hiantso ny teo aloha hiverina.
Tsy misy afa-tsy izay no hampalaky ny fampandrosoana fa raha mbola fanohanana olona izany de mbola ho ela ny tolona. Efa samy fantatra fa samy tsy madio tànana ireo , samy nanao ny tsy mety . Samy mendrika ny hailika.
Ô ry Gasy ô, mitadiava olona ankoatr'ireo 4 milaza azy ho tena favy ireo . Samy lo ireo , samy nanao ny tsy mety, samy nanao fampanantenàna poak'aty .
Aoka hiova lasy ny gasy !!!!!!! fa samy mpamosavy malemy ireo ka mamono ny antrano ihany no fantany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2928