Zoky Andry a! modia enao de ndao tohizina ny tetezamita

1. ntss ( 26/08/2009 16:41)
Tsy misy anjaran-dratsiraka sy ra8 tsony eto fa tohizo ny programanao sy ny tapaka tamin'ny assise. Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any.
Tsika gasy mahay midebra fa tsy mila ze volan'nreo mampiandy olona ireo isika.
répondu par AndriambyII le 28/08/2009 11:05
2. patrick2002 ( 26/08/2009 16:56)
vive TGV
3. pikatti ( 26/08/2009 18:09)
tgv nelah zany efa miady rery sisa bainn ah ,aza manatena hazo boboka fa misaina kely fotsiny elah de fantatr'elah ny tena paika ao :-D
4. ifiona ( 26/08/2009 18:26)
ntss:

Tsy misy anjaran-dratsiraka sy ra8 tsony eto fa tohizo ny programanao sy ny tapaka tamin'ny assise. Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any.
Tsika gasy mahay midebra fa tsy mila ze volan'nreo mampiandy olona ireo isika.

ilay programma inona moa zany? ilay programma fandrombàna ny varin'ny TIKO izay mbola tohizan'ireo HAT @ zao fotoana izao ve sa ilay programma tsy hanarahana ny voasonia tany Maputo any ka mbola ampandalovana tribonaly ihany ireo gadra politika t@ 2009?

aleo koa izy hody maina eo fa zay vo tena isolé lery nga hisy reconnaissance mihitsy izy ty raha vao tsy consensuel sy inclusif tsy ho avy eo zany mihitsy ny fanampiana raha mbola tsy manaja ny conditions an'ny communauté internationale lery ka ny vahoaka malagasy ndray no mahita faisana amin'izany
5. pikatti ( 26/08/2009 18:33)
aleo koa izy hody maina eo fa zay vo tena isolé lery

sali sali Ifiona
tsy sahy io fa voatery miaritra trefla kah?
zay vao tena hitroatra ny vahoaka mantsy raha toa kah tsisy marimaritra iraisana
6. zoam ( 26/08/2009 20:48)
efa mihidy mafin'ny voudin'i tgv sy ny tariny fa tsy maintsy ho voasazy ireo ,hiembotra maty raibe handrodroso maty renibe tsy hanao hanao na inona na inona efa deja mort,mbola aiza ny ahazo ny mpangalatra sy mpandroba e
7. zandikely ( 26/08/2009 21:42)
Tsy maintsy Andry Rajoelina no president
Ny olana fotsiny dia ny hitazonana an'i Randefo ho Premier ministra.
Ratsiraka sy Ravalomanana tsy mila be mokony eo fa rehefa manadala anay dia tsy mahazo miverina any Madagascar any intsony.
Ny miaramilako efa vonona any amin'ny tanana any.
8. zoam ( 26/08/2009 22:07)
raha manda ra8 tsy tafa eo izany io fa tsy maintsy bandy hafa izany no atao hoe consensuel
9. pink ( 26/08/2009 23:10)
patrick2002:

vive TGV

leo ny mpandroba ny vahoaka e; izao ka mbola robaina ihany ny Tiko
10. ntss ( 27/08/2009 08:46)
zay vao tena hitroatra ny vahoaka mantsy raha toa kah tsisy marimaritra iraisana

Ho hitanareo eo zany vahoaka mitroatra zany raha tsy I Andry no Président eo, mbola tsy tonga saina ihany ve nareo fa hatezeram-bahoaka daolo reny zava-tranga tam février reny.
Raha miverina am'zao aza i Andry no hilamina eto toy izay tsy izy no Président.
Ny antsika efa pouvoir acquis fa aleo karakaraina ny fifidianana, aoka izay ny fandoalihana am'vazaha ataon-dra8 sy ny forongony fa asehoy ny fahaizanao.
11. ntss ( 27/08/2009 09:14)

12. pikatti ( 27/08/2009 12:37)
Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any.

zefa koa ty ntss ty marina raha tsy ouiiiiandry ihany no poma ato,de inona ary no nataony tany??? :-D
13. bazylou ( 27/08/2009 18:13)
marina mihitsy zany ry ntsss,
14. pink ( 27/08/2009 23:21)
patrick2002:

vive TGV

Ravalo ihany e.Iny no nahavita soa fa i tgv nanapotika fotsiny. Nidirandoza ny firenena
15. bazylou ( 28/08/2009 10:43)
ry pink tony izany le jamba sy pahana andevon'i le8 leaza, beurrrk,,

:-D :-D :-D
16. AndriambyII ( 28/08/2009 11:05)
Fa iza no tena mbola mpanarakefa ato é ? TGV , sa Ra 8 , sa Zafy Albert , sa Ratsiraka ? mbola mamelomaso ny EuroAfrique ihany ny sasany nefa efa 7 milliards et quelques d' habitants eto ambonin' ity tany ity !Mbola misy foana ny mitady hanao ambongadiny an' i Madagasikara !!
Ho an'ny pro-mouvancen' ny tsy vaky atatra rehetra, allez mandéh ! ouuusta !! adiiiiky !!!!! lélé! izay ihany no mapety an' io ! :twisted: :twisted:
WOOUUUUUAAAAAH AH AHAAAA AHAHAHA !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402