Horoscope

1. xxx ( 25/08/2009 13:59)
Akory aby ô. Nareo ve ry reto mba minoan'ireny horoscope vazaha na gasy. Raha mijery ny tonon'androko mantsy toa misy zavatra marina izany indraindray.
répondu par cutie le 17/09/2009 23:39
2. Papoose ( 25/08/2009 14:13)
sao de coincidence? satria mantsy zao raha olona tsy mamaky an'ireny dia mandeha eny ihany ny fiainany! fa lasa influence le izy rehefa mahita an'ilay tonon'andro!
3. ari.malala ( 26/08/2009 10:38)
hita fa lasa influence mintsy raha vao hinoana b loatra ko!
4. mion ( 26/08/2009 11:59)
Ny horoscope.... sy ny astrologie dia tsy oe "tsy mlaintsy mitranga" no lazainy fa "TENDANCES" ireo, izany oe mitady hitranga na afaka hitranga.
@ io tendances io dia marina @ lafiny rehetra fa miankona aminao ny sisa.

Sady ny horoscope @ zao koa efa tokony havaozina fa théorie efa t@ 2000 ans passé no mbola miasa hatarm zao, en 2000 ans efa nietsika degré maromaro ny position des astres.
Misy influence @ fiforonan'ny biochimie an'ny oul hono ny astre, ka na ny fomba fisainana na ny feijery anao ivelany dia reaction biochimique daholo izany .

Ozy i Kristy: ny finoanao no hahavonjy anao.
Ozy aho : Ianao manana fahafahana misafidy, miaro-tena, ary nataon'A/tra ambonin'ny zavatra rehetra ka ianao dia afaka mandà na manaiky na miady @ fitrangan'ny zavatra tsy tianao hitranga @ fiainanao.
Ny herin-tsaina tsara tohana dia mahaova zavatra bdb eo @ fiainanao
5. Papoose ( 26/08/2009 15:24)
za ndraindray mitady ho tentée handeha @ le voyante manao pub eraky ny lalana reny fa curieuse @ zay ho lazainy eo nefa mbola tsary nandeha foana h@ zao! sao za mantsy dia mime ao!
6. mion ( 27/08/2009 09:47)
Be fika ireny voyante ireny e, ireo @ internet koa, efa misy logiciel manokana mintsy ange hanaovana voyance e, mila hay fotsiny ny manao manipulation azy de na tsy manana don aza toi de afaka a mamaly oul en tant que voyante.
7. Papoose ( 27/08/2009 13:38)
ny ahy izy le hampiresaka ahy eo henoiko fotsiny fa le sao sanatria amosaviany eo no gaigy koooo, zay no tsy tiako sao dia sanatria hampitondrainy kilema eo mody dia le hoe tsy afaka raha tsy mankany @ dia lasa saovaliny eo! tsary an!
8. mion ( 28/08/2009 06:29)
refa tsy fantany ny date de naissance-nao , na tsy mandray ny tanany ianao de tsy ahavita hamosavy anao izy.
Ny tena voyante tsy mila date de naissance izany.

Ny faiblesse @ date de naissance mantsy dia fantany ny crystal na metal mety hi-influencer anao eo anatrehany.

Ny fikasikasiana indray dia tsy lasa mintsy satria feno méridien ny vatana , indrindra ny felantanana (meridien du rein, du coeur etc...).

Ka mba tandremo ihany
9. cutie ( 17/09/2009 22:34)
Mpandefa : Papoose [ Valio ] 26-08-2009 17:24:34
Lohateny : Re : Horoscope
za ndraindray mitady ho tentée handeha @ le voyante manao pub eraky ny lalana reny fa curieuse @ zay ho lazainy eo nefa mbola tsary nandeha foana h@ zao! sao za mantsy dia mime ao!

za alou de tsy sahy mitsy e, sao hahita loza any :-D
nisy namako zay nandeha fa tsy nisy nipoitra daholo akory ze nolazain'le voyante fa ny contraire daholo ndray no nitranga :-D
10. Papoose ( 17/09/2009 22:51)
zah koa ohatran'ny somary mifarihy ihany, manjary any foana ny saina koa lasa tsy manana concentration, raha loza dia tena tsy hampatory @ alina mihitsy angamba moa raha zvt tsara ndray toa mety hanantena pokaty eo fotsiny...aleo ihany ohatran'ny h@ zay! :D
11. cutie ( 17/09/2009 23:39)
mety ny an-jy hihihihi :) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3381