clin d'oeil

1. xxx ( 24/08/2009 21:31)
inona moa no tena dikany mpimaso ilany ireny , olona tara,mikoty v sa olona misy tic fotsiny? (olona tsy tena mifankafantatra firy fa miresaka2 kely fotsiny no nanao anio fihetsika io
répondu par Papoose le 11/09/2009 16:54
2. simplex ( 24/08/2009 22:43)

mi-mater ;-)
3. tess ( 24/08/2009 22:47)
:wink:
4. nathie86 ( 25/08/2009 07:05)
signe de perversité io :-D :-D
5. tywa68 ( 25/08/2009 08:03)
asakasak'izay sendra azy :wink:
6. booboo ( 25/08/2009 08:39)
:wink:
7. ari.malala ( 25/08/2009 11:13)
8. Papoose ( 25/08/2009 14:10)
mangidihidy ny masony!
9. Mirananirina ( 25/08/2009 14:29)
tara izy izany ko
10. remahity ( 25/08/2009 14:48)
c'est selon ton âge
15 à 22 ans c'est de l'amour juvenile
22 à 35ans, plutôt de la complicité
+35 ans: c'est de l'areti-maso, efa antitra i kala na ilery izay

c'est tout
11. remahity ( 25/08/2009 14:49)
i MIRANA sy TESS,sy PAPOOSE izao marary maso lava, efa ho pahana e!
12. remahity ( 25/08/2009 14:52)
:lol: :lol: :-D (l) :lol: (l) :lol: (l) :lol: (l)
13. ikaretsaka ( 25/08/2009 15:42)
appel code phare
arakarak ilay situation ;-)
14. Papoose ( 25/08/2009 15:46)
remahity:

i MIRANA sy TESS,sy PAPOOSE izao marary maso lava, efa ho pahana e!





:-D izay midika hoe ahoana???
15. Veloo ( 26/08/2009 00:14)
:-D :-D :-D :-D
tena samy manana ny dikany daholo,
ny ahy ny bandy mipi-maso tena mahafinaritra ahy... ary matoa izy mipi-maso dia misy zavatra tiany ao @ nao na tiany koa ianao
zay aloha no nahafantarako azy e.. ny ahy zany cote positif no fieriko azy...
16. ari.malala ( 26/08/2009 10:45)
:-D :-D :-D :-D :-D
17. Mirananirina ( 26/08/2009 13:11)
Hoy i remahity:

i MIRANA sy TESS,sy PAPOOSE izao marary maso lava, efa ho pahana e!






izay midika hoe ahoana???
eny tokoa hoa..pahana :( :( :(
18. Papoose ( 26/08/2009 15:15)
tsss :lol:
19. kelly13 ( 27/08/2009 09:42)
20. Papoose ( 27/08/2009 13:32)
aiza i remahity teo eee!! pahana @ ahon aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5596