Rajoelina, il n'écoute personne

1. Noue ( 21/08/2009 19:34)
zany hono eee ! rajoelina tsy mety mihaino an'iza na iza fa miandry an'i la frantsa !! atao inona ???

[size=70]L'accord signé dans la nuit du 8 au 9 août à Maputo (Mozambique) par Andry Rajoelina, patron de la Haute Autorité de transition malgache, et le chef de l'Etat déchu Marc Ravalomanana, flanqués des deux ex-présidents Didier Ratsiraka et Albert Zafy, entame à peine le scepticisme des cadres de l'Union africaine (UA) : Rajoelina, il n'écoute personne et se prévaut indûment du soutien de la France." Les frères ennemis avalisent le principe d'un gouvernement transitoire chargé d'organiser des élections avant la fin de 2010. Mais ils divergent sur le casting des postes clefs.[/size]

Fa atao inona aloha la frantsa eee ??? io ny accords tany Maputo sady miandry ry zareo @ tohiny (maputoII)
répondu par MonamiPierro le 22/08/2009 11:45
2. xxx ( 21/08/2009 21:22)
Tsisy hilana la frantsa mihintsy efa mivahavaha ty radomelina ,Madagasikara firenena afaka ka tsy misy hidiran'ny la frantsa amin'ny raharahampirenena ma lagasy na ohatra ny lohampaingotra aza na dia fantatra koa fa nisy intéret ny la frantsa ny fanonganam-panjakana,raha tsy la frantsa mihintsy ny ao ambadikin'ny coup d'état,refa tsy mahay mangataka exil an'i afrika tgvendrana d aleo hitan'ny havany eo!
3. ndotofetsy ( 21/08/2009 22:46)
atout kosa ho :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. dadabe ( 22/08/2009 04:12)
zah koa aloha tsy dia pour lotra an'i la frantsa e :evil:
5. Noue ( 22/08/2009 07:08)
xxx:

Tsisy hilana la frantsa mihintsy efa mivahavaha ty radomelina ,Madagasikara firenena afaka ka tsy misy hidiran'ny la frantsa amin'ny raharahampirenena ma lagasy na ohatra ny lohampaingotra aza na dia fantatra koa fa nisy intéret ny la frantsa ny fanonganam-panjakana,raha tsy la frantsa mihintsy ny ao ambadikin'ny coup d'état,refa tsy mahay mangataka exil an'i afrika tgvendrana d aleo hitan'ny havany eo!
ka efa fantatra anie fa la frantsa no tao ambadik'io coup d'état io eee ! lery koa moa @ zay nationalité frantsay


6. bazylou ( 22/08/2009 08:41)
koa raha tsy vendrana kosa izy ka hiaino izao adala s hendry rehetra izao, vive tgv :-D :-D
7. MonamiPierro ( 22/08/2009 11:45)
Résultat intermediaire SONDAGE Président de Transition :Andry 11%

http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2314