Mr felix d'antsirabe

1. fijo ( 12/08/2009 20:48)
manahy mafy ny amin'io rangahy io aho,fa toa hendry lavitra noho i ngahy odon izy ,ka mety hanelingelina andry zareo.hatramin'izao,dia tena fampihavanana no ataony ,fa tsy toa ilay raika lahy mpitaribato vilam bava iny
répondu par fijo le 14/08/2009 20:39
2. bozyboleta ( 13/08/2009 05:24)
Mamono afo fotsiny io.
Efa avy nandrehitra t@ ireny nampahazo vahana ny faty ireny. Izao efa ho faty ny faty dia mody avadika ny lela.
3. rabaradaka ( 13/08/2009 07:47)
Tena mpampihavana io dadatoa, fantatro tsara ny Mgr Felix Ramananarivo ary tsy amin'ny mahaeveka azy no hiasany izao fa amin'ny maharay aman-dreny azy. Saingy ny manahirana fotsiny dia ity Nalitiana sy Jean-Baptiste e
4. Noue ( 13/08/2009 17:36)
mba lazao oe ny momba an'io olona io zay mahafantatra fa tena tsy naharaka indray aho t@ iny
5. Papoose ( 13/08/2009 18:38)
Fijo, tandremo ihany, tandremo ihany.....jerijereo daholo aloha ny dossiers-ny fa aza tonga dia sodoka....fa zany hoe tsara ny nahita côte positif eeee :D
6. fijo ( 13/08/2009 20:32)
izay nataony taloha aloha tsy haiko,fa ny hitako aloha izao,dia tena manao hezaka ny hampiavana nysamy gasy izy,ary efa manomboka manelingelina ny sasany
7. Papoose ( 13/08/2009 21:32)
:wink:
8. fijo ( 14/08/2009 20:39)
soa aza mba misy sahy mijoro(mandohalika mantsy e)toa azy ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1093