Ahoana io ?

1. Noue ( 12/08/2009 19:38)
[size=70]Le congrès de la transition (Assemblée Nationale) serait composé de 90 membres de la mouvance Ravalomanana, 56 membres pour chacune des autres mouvances pour un total de 258 membres[/size]

zany oe ny mouvace Ravalomanana zany no nahazo toerana be indrindra ?

-90 mouvance ravalomanana

56 -rajoelina

56- ratsiraka

56- zafy


marina mafy raha ataony fifidianana raha zao no fandehany tsy 1er tour dia vita indray ??
répondu par fijo le 13/08/2009 20:37
2. fijo ( 12/08/2009 20:00)
ka rah avao misy fifidianana io ,di amandresy tampoka ravaloe,ny hadalan'i hat ihany nefa no mampandresy azy,fa raha nahandry ry zalahy,zavatra efa tsy lany intsony ravalo
3. Noue ( 12/08/2009 20:05)
marina ny anao ry fijo aaa ! toa vao maika nanamafy ny fitiavan'ny olona azy Ravalomanana ! marina koa io oe raha nahay niandry rajoelina tena possible mahintsiny ny fivadian-zavatra ee
4. fijo ( 12/08/2009 20:22)
zavatra ny minisitra rehetra efa nahalala,fa rah ambola te hilatsaka eo ravalo dia hiala daholo ry zalahy,fa efa tsy tian'ny olona intsony ravalo.izao nefa nihamafy indray ny fitiavan'ny olona azy,satria i andry tsy nahavita ninoninona;
5. ndotofetsy ( 12/08/2009 20:24)
ary i ndefo ahoana
6. fijo ( 12/08/2009 20:32)
tsss efa mamorona ekipa hanilika an'i andry izy izao
7. patrick2002 ( 13/08/2009 02:43)
ka raha hasina feu d`artifice isaky ny commune ve moa tsy ho lany Ravalo .
Ny tiako tenenin a dia ny vola no manjaka @ fifidianana.
Karamaina 50 000 ohatra ny pametaka afisy ny an`i Andry 10 000 mazava loatra fa aleony olona mankany @ ravalo .
fa raha resaka hoe grand electeur dia tsy ho lany mihintsy ravalo na ny isany vahoaka manohana .
Diniho @ saina tsy miangatra fa ny mpanao politika dia ny TIM sy ny TEZA , MFM sisa manohana azy, ny mpandraharaha dia Andriantsitohaina sisa manohana azy , ny FFKM efa tsy misy kabary intsony i Pasitera lala Rasendrahasina ,ny miaramila tsy misy manohana azy afa tsy ireo jeneraly nomena toerana ,
Matanjaka ny vola fa ny travaux de couloir koa @ fifidianana mandeha , izay hahafesina an`i Ravalo.
Ratsiraka izay efa mody io mety hiasa ho an`i Andry izy , Zafy efa nosotoniny Ratsirahonana ,satria aleony miara- miasa @ Zafy to izay Ratsiraka .
8. ketaka67 ( 13/08/2009 13:29)
Noue:

[size=70]Le congrès de la transition (Assemblée Nationale) serait composé de 90 membres de la mouvance Ravalomanana, 56 membres pour chacune des autres mouvances pour un total de 258 membres[/size]

zany oe ny mouvace Ravalomanana zany no nahazo toerana be indrindra ?

-90 mouvance ravalomanana

56 -rajoelina

56- ratsiraka

56- zafy


marina mafy raha ataony fifidianana raha zao no fandehany tsy 1er tour dia vita indray ??



jereo kely ao @ l'express de madagascar fa to hoe tsy d'akoro à ilay Maputo ny mouvance TGV!!!!! :o
9. harybe ( 13/08/2009 14:09)
taiza nahitanao an'io ry noue?
fa ahoaana hono ry ketaka avy any 67 no tsy manaiky an'io ry tgv?
10. fijo ( 13/08/2009 20:37)
tsy hafa manohatra izany ireo goaika ireo e,efa vita ny sonia de mampihatra izao.
ka io aloha rapa dia lesoka be ao amintsika,tsy mitovy ny hoety miady,fa na izany aza ,rah any zavatra nitranga tao mada,dia nivadika tamin'ny tgv ny ankamaroan'ny olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8102