zany anay , tonga dia ady mazava

1. bazylou ( 12/08/2009 16:57)
vonona ny anao declaration de patrimoine ny pds vaovao, aiza le prezda fopla honoris kozatra, naninonano tsy sahy nanao, ??? beuurrk, resy e :-D :-D :-D
répondu par mathla le 12/08/2009 22:28
2. locl ( 12/08/2009 18:22)
Hafa ihany ny fotompisainana TGVendrana
3. bacouli ( 12/08/2009 19:13)
Eny oa ry locl,iva sy ambany ô,mahagaga mihintsy !!!
4. Noue ( 12/08/2009 19:25)
mahagaga ee
5. fijo ( 12/08/2009 20:23)
i andry letsy asaina manao izany aloha an
6. mathla ( 12/08/2009 22:28)
Fomba fiady daholo izany e. Raha mpijery baolina isika na mpijery ireny karazana fifaninana ara-panatanjaha-tena ireny dia mety hahatsikaritra fa ny mpilalao na ny mpifanandrina tsirairay dia samy manana ny mba fihetsiketsehana kely ataony alohan'ny hiatrehany ny lalao izay ataony. Koa nahoana moa izy no tsy mba manana zo hampiseho fihetsiketsehana kely mba hanintonana ny mason'ny mpitazana sy ny mpijery ary ny mpanohana azy?
Ny vonovorona tsy maintsy misy ary tsy hanomezana tsiny azy izany, ny ezaka ataony mba hitazona ny teny napetrany ka hanome porofo mivaingana hahafahana manamarina izany no tena zava-dehiba. Tsy misy ny lavorary kanefa hita eny ihany izay tena vonona sy tia tanindrazana..... Ny hazo tsaraina amin'ny voniny, fa ny olona tsaraina amin'ny asany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531