Ampiakaro JENERALY lay KAPORALY spesilista baomba sa bobaaa?
1. penguin
(
12/08/2009 14:16)
Ny Jeneraly efa tsy hamokatra ka manino moa raha ny kaporaly mahery fo manampahaizana manokana momban'ny baomba no tsy ampiakarina haingana ? Lazaina fa mahafoy ny ainy ny anao lahy ary tena tsy mipoaka lay baomba vao mahare fa ho avy ra-kaporaly. Hiomehezan'ny olona satria lainga marivo tototra. Lazao indray hoe tsy hanaiky indray zay fa mbola misy baomba gasy hoe ry vendrana a
répondu par fijo le 14/08/2009 20:47
2. Mirananirina
(
12/08/2009 14:26)
hihihi,aleo lery atao sergent chef ka,tena marina fa mety mitovy karama aminy jeneraly mihitsy lery an. :-D :-D :-D
3. bozyboleta
(
12/08/2009 14:29)
Le kaporaly @ io manao fihetsiketsehana be nefa saron-tava fotsiny sy fonontanana plastika no anaovany manala ilay "baomba". Ny akanjo @ io pataloha sy t-shirt.
Mendrika ny hahazo valisoa kosa aloha le kaporaly fa tena mahery fo tokoa e!
Mendrika koa ireo mpaka sary tele satria dia tsisy matahotra fa hita antsipirihany ny fomba anesoran'ilay kaporaly le baomba nefa hono raha "mipoaka" iny dia manimba ny 400m manodidina.
Voky karibonetra koa le refy eto satria t@ voalohany lazaina fa 200m, izao indray avo roa heny.
Resaka BAOMB(in)A marina.

4. Noue
(
12/08/2009 15:51)
penguin:ka be dia be ny tao @ FAT(Y) no tsy faly t@ ireny accord tany Maputo ireny e! i tgv anie nga moa izy no tena afaka manapaka zay zavatra misaho ?? zany oe tany Maputo efa tsy afaka nipitika lery ka voatery nanaiky ireo accord ireo ! zao lasa indray ny lainga rehetra @ zany baomba tsy baomba zany
Ny Jeneraly efa tsy hamokatra ka manino moa raha ny kaporaly mahery fo manampahaizana manokana momban'ny baomba no tsy ampiakarina haingana ? Lazaina fa mahafoy ny ainy ny anao lahy ary tena tsy mipoaka lay baomba vao mahare fa ho avy ra-kaporaly. Hiomehezan'ny olona satria lainga marivo tototra. Lazao indray hoe tsy hanaiky indray zay fa mbola misy baomba gasy hoe ry vendrana a
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
5. fijo
(
12/08/2009 20:28)
le izy anie ka dia sady mahamenatra no mampalahelo e,vao nijery sary tamin'ny midy aho teo,dia latsaky nyhehy.olona hanantona baomba ve dia hitangorona toa ny lalitra mahita T...Y
6. penguin
(
13/08/2009 05:34)
Mitangorona halaina sary hivoaka fahitalavitra satria baomb(in)a tsy hipoaka hoy ny akama eo ambony. Na ny andafy iza no tsy hiomehy ny tgvendrana.
7. michouh
(
13/08/2009 11:01)
Tena mampalahelo be ny firesakareo pro-Ravalo ireto fa na ny mot ampiasaina aza dia maha-menatra, mitsara ny TGV amin'ity karazan-teny tsy mendrika rehetra ity ianareo nefa tsy mba mandini-tena ; fahendrena ve mihoatra izao fandeferana ataon'i Andry izao fa na tsy nekeny aza tany am-boalohany ny hanao sonia io fifanarahana io dia nilefitra izy ka nanao izany ihany. Raha tia tena sy nieritreritra ny zava-nisy teo aloha izy tsy nanaiky io velively fa tena hita fa tena mitsinjo ny vahoaka tokoa izy. Amiko dia GRAND MERCI ho azy.
8. fijo
(
13/08/2009 20:45)
ary ny fanekena ny tsy handray anjara amin'ny fitantanana ny tetezamita nefa ny tena olona lanimbahoaka,fahendrena sa inona aminao misaina be io???
9. penguin
(
14/08/2009 05:37)
Tsy hain'ny tgvendrana izany fahendrena izany fa ny didin'ny be sandry aminy no fahendrena ary ady izy ity fa tsy fifandaminana sy fitsinjovana ny vahoaka ka mila mangina ny andaniny izay misy mpanaraka sy mandàla ny ara-dàlana.
10. fijo
(
14/08/2009 20:47)
mba mila mijery tsara rehefa miresaka e,efa eo amin'ny fifandaminana isika izao.aoka hiova koa ny saina