vita iny ny Maputo ka ahoana ra-hery

1. halloween ( 12/08/2009 05:20)
vita iny ny Maputo navela i Ravalomanana,navela i Ratsiraka ary ny eto @ serasera mba afaka miverina ve ireo fianakaviana TGV 100% voapeka teto ny PS-ny nony fiandaniany @ Andry Rajoelina (fanontaniana io fa tsy fiangaviana an), fanontaniana apetraka @ i Hery izay marina fa TIM 100% ary araka ny resaka mande d oe toa hisolontena ny GTT ao @ ilay fitondrana tetezamita hoatsangana atsy ho atsy:-D :-D :-D
répondu par dadabe le 16/08/2009 07:57
2. hery ( 12/08/2009 08:39)
Ary izany sarintavanareo izany toa mbola an'ny Repoblika-ndRavalo :-) Efa tetezamita izao anie e.
3. halloween ( 12/08/2009 10:16)
hery:

Ary izany sarintavanareo izany toa mbola an'ny Repoblika-ndRavalo :-) Efa tetezamita izao anie e.

an'ny malagasy io fa tsy fananan'i ravalo ka :-D :-D :-D nareo no mety hofananan'i ravalo satria efa novidiany ambongadiny fa jamais de grand jamais i Madagsikara ho lasa fananany:evil: :evil: :evil: d zahay kou anie tsy niady t@ repoblika fa niady t@ i ravalo é :-D :-D :-D :-D zany ohatra no nahatonga anay nanangantsaina satria tsy ho an'ny mpitondra no itiavana ny tanindrazana fa ho an'ny tanindrazana mba henoy ilay hiran'i Mahalaeo manao oe:"Ilay nosy" d kopinareo, fa d zay é, asio resaka ny momba an'ireo PS-nay fa rah oatra mou ka tena tsy misy fika d kozio hohitan'ny be sy ny maro eto satria zahay kou efa tsy afaka manoratra manokana ho anareo!
4. pikatti ( 12/08/2009 10:53)
afaka miverina ve ireo fianakaviana TGV 100% voapeka teto ny PS-ny nony fiandaniany @ Andry Rajoelina (fanontaniana io fa tsy fiangaviana an),


Reny PS criminel reny leity tsy mahazo miverina a :twisted: :twisted: :twisted:
o Tsiafahy sy Antanimora ny gadralava mpamono olona de lazao zah fa ho avokako koa elah :-D :-D :-D
5. halloween ( 12/08/2009 11:10)
pikatti:

Reny PS criminel reny leity tsy mahazo miverina a :twisted: :twisted: :twisted:
o Tsiafahy sy Antanimora ny gadralava mpamono olona de lazao zah fa ho avokako koa elah :-D :-D :-D



:-D :-D :-D mampimé less elah ry pokatti ary elah lity toa miangavy an'i zokibe mba hanortra ny biographie anlah fa aona njay zany, kobondrazoky daolo kay ny paikan'ady lah an :-D :-D :-D fa lery efa nikozy fa mandray ny fifonan'elah ono izy é, d refa eto njay elah d avo vava mampirisika ny an'i hery, efa kobonay anie le paiknareo fa mafinaritra anay le manala azy vita maputo é :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa na izany aza d milay efa eto fona zahay d TGV100% tsysy fangarony miaraka @ heryp'katti TIM100% :-D :-D :-D :-D tsisy miala eto isika é!
6. pikatti ( 12/08/2009 11:18)
fa na izany aza d milay efa eto fona zahay d TGV100% tsysy fangarony miaraka @ heryp'katti TIM100% tsisy miala eto isika é!

Ao elah aloha analana eto fa aza be taraina ny PS efa lasa vovoko zany e, refa mitsanga @ maty reny novonoin'i Andry reny de lazao ndray zah fa hatsangako koa elah :-D
7. halloween ( 12/08/2009 12:50)
pikatti:

Ao elah aloha analana eto fa aza be taraina ny PS efa lasa vovoko zany e, refa mitsanga @ maty reny novonoin'i Andry reny de lazao ndray zah fa hatsangako koa elah :-D

tsisy olana less ny amizany ry pokatti a, tsy mitaky ny hanganana ny maty zahay satria efa fantatray fa ny demony tsy afaka manangana ny maty, mba fantatr'elah mou lity ry pokatti fa tsy navelan'i ravalo nandevan'ny havany i Ratsiraka, d tsy nomeny amnistie mintsy ny mpiaraka tamin'i Ratsiraka zao anefa d afaka madiodio ry zareo satria nahonganay i Ravalomanana, fa ilay toetran-demony ao @ i Ravalomanana tsy mba manaiky ny hifamela heloka d efa iarahamalala, ary efa fantatray anie fa voabaiko mafy i hery tsy hamela an'ireny PS-nay ireny eto satria ny PS ny fianakams TGV 100% no malaza ndrindra eto ary mahazaka oul :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 12/08/2009 13:45)
pikatti a ! ny dinika tahak'izao tsy mendrika ny ho valiana akory
9. halloween ( 12/08/2009 14:08)
xxx:

pikatti a ! ny dinika tahak'izao tsy mendrika ny ho valiana akory

tonga d fantatro njay zany oul manao xxx zany, maina njay ngah izy zany ka mila an'ilay zavatra :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ny zavtra tsara alou d efa tsy saha mampiseho PS ravao miresaka amnay TGV100% satria tonga d petsa d misitrika eo njay an :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
10. Veloo ( 12/08/2009 16:29)
. Mpandefa : hery [ Valio ] 12-08-2009 10:39:51
Lohateny : Re : vita iny ny Maputo ka ahoana ra-hery
Ary izany sarintavanareo izany toa mbola an'ny Repoblika-ndRavalo Efa tetezamita izao anie e.
=D>
11. fijo ( 12/08/2009 20:50)
za manokana aloha,dia tsy manaiky ilay PS esorina raha tsy hoe nanompa namana teto izy.io ihany no tsy azoko ekena .
12. halloween ( 13/08/2009 04:36)
fijo:

za manokana aloha,dia tsy manaiky ilay PS esorina raha tsy hoe nanompa namana teto izy.io ihany no tsy azoko ekena .

fa aona mou le manompa, satria mifanompa na mifanaratsy no nisy teto fa tsy oe nanompa, ny GTT sy TIM oatra manaratsy an'i Andry Rajoelina @ filazana fa VENDRANA na oe lavanify d refa omena le mpametaka afisy ka lazaina fa ny mampemenmen anazy eto d satria efa maina izy d kamo be rams hikarakara anazy @ al d zay mahatonga an'i kala kizintina be refa maraina d tonga d tezitra i hery d pehany ny PS! d iza ary no nanomboka, fa tsy koi le izy fa izao fomba fanaonareo TIM izao d ahitana ny mahademony anareo, mbola averiko fa raha tsy nahonganay i Ravalomanana d na ny fatin'i Ratsiraka aza no niverina taty Madagasikara ka rah mbola Ravalomanana no mpitondra d nalefany teny Tsiafahy ny fatiny, mazava be zany satria Ravalomanana d tsy nanaiky fifamelankeloka izany d toa izany kou ianareo mpanompony, mbola averiko fa tsy olana izany fa zah ary d miteny anareo oe tohizo d hohitantsika ny farany!


13. fijo ( 13/08/2009 20:48)
raha milaza hoe vendrana sy donto izany ,amiko mifanala,fa eto misy miteny ratsy ny sasanymihintsy,izay no tsy ekeko.
ialahy io izao efa nilaza ahy ho vendrana,ngah nankarary ny lohako izany????tsy ompa izany amiko
14. dadabe ( 16/08/2009 07:57)
fa inona zany fa zah tsy kopy le ?? sao d efa nivoka teto koa ny anarako le hahaha :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1052