Resy tanteraka ve Ra8 ?
1. zakilinina
(
10/08/2009 11:15)
Ahitsio raha diso ny analiziko :
1)- Nanaiky izy efadahy fa i Andry ihany no filoha ambony indrindra ao Mkara. Reconnu ho légal izany ny fanonganam-panjakana, ary tsy déchu Ra8 fa nametra-pialana;
2)- Afaka madiodio Ratsiraka sy ny olon-kafa hatramin'ny krizin'ny 2002 ka hatramin'ny omaly;
3)- Amnistié Ra8 momba ny force one 1. Mbola azo toriana eny amin'ny tribonaly kosa anefa izy amin'ny raharaha hafa. Mazava io fa raha voaheloka indray izy dia tsy hahazo hilatsaka intsony satria hankany am-ponja;

répondu par fijo le 13/08/2009 21:06
2. kidoropamba
(
10/08/2009 11:58)
Io ny hiafarany rehefa adala e: Ra8 nihevitra ho filoham-po...io fa lasa nanao sesitany. Ndeha hanao vakansa any bresil, hanao safari izany hono lery (ao @ l'express mada) handaniany ny volan'ny malagasy nangalariny ireny. Tssss. Daka voude hoa no mendrika an'i nedala.
Tahaka an'izany koa andry TGV izay nihevitra fa hitondra irery ny baolina ka namitapitaka an'ireo izay mba nanohana azy teo. Rava ny mofo mamy fa tsy maintsy omena zafy, ratsiraka sy ny hafa. Na lery aza dia tsy ho afaka hilatsaka mihitsy ka nomanina ingahy Edgard hanao kandida.
Tsy mitondra lavitra hoa ny hafetsena e.
I Zafy izao no nibata ny amboara: Nitaky "Transition hatr@ 2002" ary nitaky "réconciliation nationale". Voky Zafy izao.
Tohizo ihany ny hafetsefetsenareo fa hihinana ny am...nareo raha mitohy eo io.

3. Noue
(
10/08/2009 12:44)
tara be razakilina zany aaa !!
http://www.youtube.com/watch?v=fR0nU90hEIw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded

4. xxx
(
10/08/2009 12:48)
Efa tsara aloha rehefa tsy afaka miteny fa filoha intsony izy e!!!!! vita ny amboa dia
5. xxx
(
10/08/2009 13:12)
fa mbola ho lany izy fa aza maika 1er tour d vita e!!! ity ny momba azy:
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/maputo/accord_004.php

6. kidoropamba
(
10/08/2009 15:03)
Misy ambaratonga tsy maintsy arahan-dravalo aloha:
- handeha any Brésil aloha lery hilalao voude
- handinika ny fidirany ao dago amin'izay rehefa avy eo.
- hametraka dossier hilatsahana amin'izay (hilana olona nipetraka iray taona ao madagasikara vao afaka mifidy hoy ny code électoral izay ho laniana tsy ho ela......
- Raha ohatra ka mbola tafaverina indray, dia ny HCT (Haute Cour de la Transition) no hilaza hoe tsy ampy "timbre" ilay dossier ka tsy afaka milatsaka.
De an'inona le valo?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Avelao hilalaovantsika azy fa misary be mokondoha eo. Raha mbola tsy fay ihany dia ataovy mahamay mafy. :-D :-D :-D

7. rakapy
(
10/08/2009 15:34)
fa mbola ho lany izy fa aza maika 1er tour d vita e!!! ity ny momba azy:
Atahorako ho" PROPAGANDY AZA TSY VITA" izy ity zoky!!!! :-D :-D
8. xxx
(
10/08/2009 15:48)
tsy adala lesy ra8 a! efa manomana ny propangandiny izy, tsy hifandrotika @zay tetezamita any izy fa manomana ny mandat any vaovao sy ny programan'asa rehetra!!
1er tour d vita e!!!
http://www.youtube.com/watch?v=hkiAwyeGFvU

11. locl
(
10/08/2009 16:11)
Tsy resy akory izy (Rav(8), ary tsy nandesy i Zafy Albert, ny vahoaka no nivoaka mpandresy tamin'iny, nety iny zavatra iny ary ny fifidianana malaka no hanamafy izany
12. Mirananirina
(
10/08/2009 16:17)
Mazava io fa raha voaheloka indray izy dia tsy hahazo hilatsaka intsony satria hankany am-ponja;Tsy misy afatsy io no mba hain-dry TGV,managadra,managadra hatrany,angamba nanao droit mihitsy lery ka.
13. zandikely
(
10/08/2009 23:07)
Miranarinina: TOA EFA ADINONAO FA RAVALOMANANA NO NANAO AN'IZANY TALOHAN'NY HAT
AZA MBA VERY TADIDY E!
AZA MBA VERY TADIDY E!
14. essera
(
11/08/2009 06:05)
Mirananirina:
Tsy misy afatsy io no mba hain-dry TGV,managadra,managadra hatrany,angamba nanao droit mihitsy lery ka.
Mirananirina, kalma ihany ianao a. Sao mantsy milaza tsy anontaniana. Dada ange no tena spécialiste an'io fa angah tsy tsaroana ilay hoe MAP (Menace, Arrestation, Prison). Aza atao ririnin-dasa re ilay fiainana e...
15. ketaka67
(
11/08/2009 09:48)
kidoropamba:
Io ny hiafarany rehefa adala e: Ra8 nihevitra ho filoham-po...io fa lasa nanao sesitany. Ndeha hanao vakansa any bresil, hanao safari izany hono lery (ao @ l'express mada) handaniany ny volan'ny malagasy nangalariny ireny. Tssss. Daka voude hoa no mendrika an'i nedala.
Tahaka an'izany koa andry TGV izay nihevitra fa hitondra irery ny baolina ka namitapitaka an'ireo izay mba nanohana azy teo. Rava ny mofo mamy fa tsy maintsy omena zafy, ratsiraka sy ny hafa. Na lery aza dia tsy ho afaka hilatsaka mihitsy ka nomanina ingahy Edgard hanao kandida.
Tsy mitondra lavitra hoa ny hafetsena e.
I Zafy izao no nibata ny amboara: Nitaky "Transition hatr@ 2002" ary nitaky "réconciliation nationale". Voky Zafy izao.
Tohizo ihany ny hafetsefetsenareo fa hihinana ny am...nareo raha mitohy eo io.
iRa8 sy Zafy no mahavoa @ io resaka io! i Zafy moa na voan'ny impeachment aza, madiodio satria izy irery ihany izao no tsy be afera! ka ahazoan'ny olona antoka! i Ra8 kosa hanomana ny fiverenany @ fifidianana malalaka toa n'i De Gaule izay nanao ny tolony any ivelan'ny frantsa t@ 1944 ireny! ary tsy hisavoritaka miaraka @ izay fitondrana hisy eo na FAT(y) izay tsy hi tafavoaka mihitsy! izao aza mbola asiana resaka indray hoe atao ahoana ny fampiarana ilay santa Maputo? nefa efa hoe hampiarina avy hatrany!
Ry mpitondra milaza azy ho hendry ô! jereo @ izay ny vahoaka sy ny toe-karen'ny firenena é! fa latsaka an-kady eo ny tanindrazana!
16. Mirananirina
(
11/08/2009 09:57)
Miranarinina: TOA EFA ADINONAO FA RAVALOMANANA NO NANAO AN'IZANY TALOHAN'NY HAT
AZA MBA VERY TADIDY E!
Mirananirina, kalma ihany ianao a. Sao mantsy milaza tsy anontaniana. Dada ange no tena spécialiste an'io fa angah tsy tsaroana ilay hoe MAP (Menace, Arrestation, Prison). Aza atao ririnin-dasa re ilay fiainana e...fantatro tsara mihitsy izany ka,besaka ireo efa nogadrainy na ireo TIM aza,dia hita fa ratsy ve dia mbola tohizana???????? :( :( :( :(