mbola fitiavana iany
1. bolida77
(
09/08/2009 14:33)
Zao reto ah!
mba omeo hevitra za ra afaka mifampizara @ko nareo ,misy bandy miaraka àko tena tiko izy ary tena potika aminy tanteraka za io tsapako hoe tia ahy izy fa zao no blem kely refa miteny azy za oe "tena mitombo fona ny fitiavako anao" de milaza izy oe mbola ho leo enao any aoriana any faza de manao zany
sadaikatra aho hoe TIA AHY VE IZY SA AHOANA milaza zany amiko!!!!! :cry:
tiko izy de inona kay no mba azonareo anampiana ahy???????????
"HATRAIZA NY FETRAN'IO FITIAVANA IO"
misaotra betsaka amin'zay manolotra hevitra
MAKASITRAKA (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)

répondu par RavakaN le 01/09/2009 08:40
2. xxx
(
09/08/2009 15:18)
Aza dia mitady problème any amin'ny zavatra tsy misy problème re olona o!
4. marindra
(
09/08/2009 19:31)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-08-2009 17:18:11:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : mbola fitiavana iany
Aza dia mitady problème any amin'ny zavatra tsy misy problème re olona o!
5. lucah
(
09/08/2009 19:32)
Aza mba mitady fitiavana aman'olona tsy tia anao zany fa za tia anao " I
(l) YOU " :* :* :* :*
(l) YOU " :* :* :* :*
7. tess
(
09/08/2009 19:51)
xxx:hihihih marinizany e!
Aza dia mitady problème any amin'ny zavatra tsy misy problème re olona o!
8. Bita
(
09/08/2009 20:16)
Tsy ilaina angamba ny mamboraka fitiavana raha tena tia marina saingy raha misy olona mamaly toy izany dia aleo izany dieny izao dia mieritreritra fa tsy lalipaka ny fiatiavany raha izany. Raha tia ve izy tsy mba izay koa no havaliny fa nahoana no izany tteny mamparary fo ny hafa no havaly. Marina fa tsy misy maharitra ny zavatra rehetra saingy raha @ fotoana tia tsy misy izany famalina teny toy izany hafahafa amiko raha izaho no eo @ toeranao ka anjaranao no manda
9. bolida77
(
10/08/2009 07:05)
[quote=Bita]

10. navigo
(
10/08/2009 07:09)
mbola lavitra ny lalana alehanareo mitsam no tiany le bamdy lazaina @ zany fa aleo hilamina alou, donc mbo mailo ihany zany
11. Papoose
(
10/08/2009 18:00)
tena ohatran'ny mandraraka rano andamosin-ganagana enao raha mi plonge @ le ol eo ry zanbolida!kozy!
12. Mirananirina
(
10/08/2009 19:17)
HATRAIZA NY FETRAN'IO FITIAVANA IO"
misaotra betsaka amin'zay manolotra hevitra
MAKASITRAKA
Raha atao ny fandinihina anie dia manapetra daholo ilay fitiavana e:izao fotsiny rehefa tsy mifankatia intsony ny olondroa dia mifarana izany ny fitiavana :) sa tsy izany.Nefa misy koa ny fitiavana mandrakizay doria.
13. ni81
(
10/08/2009 19:18)
"HATRAIZA NY FETRAN'IO FITIAVANA IO"araka izay hitondranareo azy ao e! :D
14. maryline
(
11/08/2009 04:47)
N' avoue jamais jamais que tu aimes, si tu veux qu' on te donne tout ce que tu attends
16. ari.malala
(
11/08/2009 06:12)
Azafady fa lasa ilay izy fa diso tab za! Hafa kely ilay citation an'i Maryline! Ko ahoana no ahalalàn'ilay olona fa tiana izy raha tsy ho tenenina?
18. Papoose
(
13/08/2009 19:10)
ari. ny fihetsika dia efa mety ahitana azy koa ka!!! ohatra io tositosy lazain'i sitl io!
19. RavakaN
(
01/09/2009 08:40)
mety mbol lavtr marn ny alehanareo ko!met o leo az ian enao ref tong ny zaza! :-D :-D ,amk alo itak ten ti anao iz e!sa ref ts azonao na sur amin d lageo any e! :lol: :lol: :lol: :-D