Fitiavan-tanindrazana sy ny vahoaka malagasy;

1. sylvain ( 08/08/2009 23:58)
zany ka mitsinjo firenena:
Marc Ravalomanana a déclaré officiellement qu’un retour au pays n’est pas envisagé pour l’instant "pour l’intéret supérieur de la nation". - 09/08/09
répondu par andry44 le 11/08/2009 07:04
2. andry44 ( 09/08/2009 02:44)
TSY MISY TIA TANINDRZANA IZANY @ IIZY 4 TANY MAPUTO IREO E!
Aza mampiesona ny olana eto fa tssssss Jereo ny tantara lasa rehetra

TIA VOLA, ary vola ihany no mibaiko azy ireo sady TIA TENA fa tsy misy miheritreritra izay MALAGASY TOA AZY IZANY;
Zay hahazoany vola ihany no iharahany.
TGV: matahotra ny sanction internationale (compte gélé, interdiction de sortir de la territoire, tsy fisian'ny famatsiam-bola raha mbola tavela eo sns) de nanaiky ny nakany Maputo
Ra8: manimanina ny tongolo be an'iEgipta sy ny ronono matavin'Ankaratra de miady fo mafy ny nanaovana an'io Maputo io; nampiasa ny relationy @GIC ( ary ny fiverenany eto Dago no tena objectif-an'ny GIC fa nandamoka)
Radidy: efa manify angamaba na mety efa lany ny vatsy netina tany de atao zay hahazoana amnistie
Zafy: tsy lazaina........

FEHINY: Tsy misy zavatra betsaka hahatsara ny fianan'ny Malagasy ny tapaka tany Maputo fa ny hampisara-bazana antsika sy ny hampiady toy izao eto @ forum izao ihany hahafahan'ireo firenen-dehibe sy ny grands firmes mitsetsitra ny harena eto @tsika ihany. Isika @zany omena tapi-maso (kit scolaire, kit @ fandidina ny reny bevohoka, vakisiny ho an'ny zaza, zezika manimba ny tany ho an'ny tantsaha, fampisondrokana ny karama 10% raha betsaka nefa ny vidimpianana miakatra 50% ho an'ny eny andrenivohitra, sns)
3. pikatti ( 09/08/2009 09:07)
"pour l’intéret supérieur de la nation".

Miombon-kevitra @nao aho ny @ io Sylvain,fa le ho tonga zao mety korontana no hitranga
4. Mirananirina ( 09/08/2009 09:58)
Marc Ravalomanana a déclaré officiellement qu’un retour au pays n’est pas envisagé pour l’instant "pour l’intéret supérieur de la nation". -

Tsara kosa izany ko.
TIA VOLA, ary vola ihany no mibaiko azy ireo sady TIA TENA fa tsy misy miheritreritra izay MALAGASY TOA AZY IZANY;
Zay hahazoany vola ihany no iharahany.
TGV: matahotra ny sanction internationale (compte gélé, interdiction de sortir de la territoire, tsy fisian'ny famatsiam-bola raha mbola tavela eo sns) de nanaiky ny nakany Maputo
Ra8: manimanina ny tongolo be an'iEgipta sy ny ronono matavin'Ankaratra de miady fo mafy ny nanaovana an'io Maputo io; nampiasa ny relationy @GIC ( ary ny fiverenany eto Dago no tena objectif-an'ny GIC fa nandamoka)
Radidy: efa manify angamaba na mety efa lany ny vatsy netina tany de atao zay hahazoana amnistie
Zafy: tsy lazaina........

Andry44,dia inona izany fa izay eo aloha dia tsy maintsy voatsikera tahak'izao daholo e,afatsy i Zafy izany.
5. pink ( 09/08/2009 17:50)

fitiavan-tanindrazana=fitiavana ny vahoaka ao anatiny.Mikaroka fiadanana azy ireo.Sans maltraitance

Fitiavana ny vahoaka= democratie .Tsy azo tampenam-bava fa henoina sy hajaina ary apetraka eo an-tampony loha fa tsy hanaovana ramatahora.
6. pikatti ( 09/08/2009 22:09)
Mifanohitra be @ ty andry ty fa ny azy avelao hifamono sy ho faty kéré ao ny Malagasy fa ny sezako sezako ihany,
"IZAY HIFANARAHANAREO ANY ZAH TSY HALALA ":evil:
Io no tarigetrany
7. andry44 ( 11/08/2009 07:04)
ka raha dinihina tsara anie ny fehi-kevitra avy any Maputo de toa zay mampety sy mampahazo vahana ny firenen-dehibe eto amintsika miaraka @ mpanam-bola goavana ihany no hiafarany e!Zay hapandeha ny bizinany eto ihany de ny vahoaka mihamahantra foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0826