Cdt Charles any Maputo
1. hery
(
08/08/2009 22:31)
Inona ary raha fantatrareo ny nataon'i Cdt Charles any Maputo? :-)
Io no tena ahitana hoe lasa saribakolin'ny CAPSAT tanteraka i Andry Rajoelina. Tsy natoky ny CAPSAT sao dia manao sonia na manaikinaiky na lasa hendry tampoka any Maputo i Andry TGV dia nalefany mihitsy i Cdt Charles hiambina azy. Sady angamba miteny ihany hoe "Matiko elah raha miforitra eo". Dia na dia malahelo ny vahoaka malagasy noana aza i Andry TGV ka te hanao sonia dia matahotra mafy dia tsy maintsy manaiky an'i Charles.
Izany no manjo rehefa mifanaraka amin'ny mpitam-basy. MItovy amin'ny miara-miasa amin'ny mafia ihany. Rehefa manomboka tonga saina ianao hoe tsy nety iny zavatra iny dia ianao indray no ifoterany.

répondu par Hinagasy le 09/08/2009 21:11
2. Rajakoo
(
08/08/2009 22:53)
Potika tanteraka ny toerana retra fa azonay ato raha vao miverina @ laoniny ny raharaham-pirenena,tsy aleo ve handeha baranahiny aloha fa tsy lery ihany no hinanan'ny fatiny eo refa miwawawa ny vahoaka Malagasy,refa pion de pion :@
3. xxx
(
08/08/2009 23:01)
ity aloha ny vao2 farany:
Marc Ravalomanana a obtenu l’annulation de son procès annonce Edem Kodjo, médiateur pour l’organisation internationale pour la francophonie. - 08/08/09

4. xxx
(
08/08/2009 23:32)
ity no tapaka tany maputo:
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_accord_de_transition_trouve_Ravalomanana_ne_participera_pas_personnellement.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.812935126177b2f1966f48c87c546a58.10d1.xml

5. ouiandry
(
09/08/2009 02:49)
hery:
Inona ary raha fantatrareo ny nataon'i Cdt Charles any Maputo? :-)
Io no tena ahitana hoe lasa saribakolin'ny CAPSAT tanteraka i Andry Rajoelina. Tsy natoky ny CAPSAT sao dia manao sonia na manaikinaiky na lasa hendry tampoka any Maputo i Andry TGV dia nalefany mihitsy i Cdt Charles hiambina azy. Sady angamba miteny ihany hoe "Matiko elah raha miforitra eo". Dia na dia malahelo ny vahoaka malagasy noana aza i Andry TGV ka te hanao sonia dia matahotra mafy dia tsy maintsy manaiky an'i Charles.
modia aty dago elah ry lehery d hohitanlah oe miandry anlah sa tsia ny bandy é!
hery:
Izany no manjo rehefa mifanaraka amin'ny mpitam-basy. MItovy amin'ny miara-miasa amin'ny mafia ihany. Rehefa manomboka tonga saina ianao hoe tsy nety iny zavatra iny dia ianao indray no ifoterany.
d otranlah zao na efa hita aza fa maro ny victimes an'iny fitondrana Ravalomanana iny d satria elah mba nahita tsirony kely d tsy afa niala fa zao d mitady sujet entina hanaratsiana sy hampiakarana ny morale, zao less ry lehery ah NY kianja no tsy asiandratsy ny kilalao mbola ho ela ary io teny io d alefako manonkana ho anlah zah mou mbola averiko fa tsy misy atahorako anlah! satria elah fantatro!
6. Noue
(
09/08/2009 07:04)
na tany aza anie racharles, tsy izy velively no handidy sy hanapaka eee ! zao inona no azony lazaina tao ?? nga izy anisan'filoha ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. pikatti
(
09/08/2009 09:13)
Hoy le mamo alahady maraina ouiandry dit feu andryui
Ovao le mampitahotra olona fa tsisy hahafaty anelah akory eo ,ary raha te hofafana ny PS-nao de tsotra fotsiny ,hangataho ho fafana na tsy miditra dinika refa tsy mahazaka fa tsy mila mihantsy ady na mandefa sary maloto na manao copie coller,azon'elah ve zay é!!! Ary ndàna tena miangona!!! :-D :-D :-D :-D
alefako manonkana ho anlah zah mou mbola averiko fa tsy misy atahorako anlah! satria elah fantatro!
Ovao le mampitahotra olona fa tsisy hahafaty anelah akory eo ,ary raha te hofafana ny PS-nao de tsotra fotsiny ,hangataho ho fafana na tsy miditra dinika refa tsy mahazaka fa tsy mila mihantsy ady na mandefa sary maloto na manao copie coller,azon'elah ve zay é!!! Ary ndàna tena miangona!!! :-D :-D :-D :-D
8. hery
(
09/08/2009 09:41)
ouiandry:
modia aty dago elah ry lehery d hohitanlah oe miandry anlah sa tsia ny bandy é!
Elah aza tsy sahy mody any Dago hanaovan'ny Magro an'lah kou :-)
Mody manjavona hoe province e province lolll
9. Mirananirina
(
09/08/2009 10:05)
hihihi,mampihomehy be ilay dinika :lol:
tsy hitako intsony izay tenenina fa tapaka ny tsinaiko.

10. Hinagasy
(
09/08/2009 21:11)
izaho indray dia tsy mitovy hevitra amin'ny Hery hoe saribakolin'ny commandant Charles i TGV. Toa manamaivana ny fahotana mahafaty nataony sy ataony izany.
Tsy mino aho hoe malahelo ny gasy izy fa matahotra an'i Commandant Charles. Tsy nampoiziny hoe ho mafy toy izao fa moramora ity mitondra firenena angamba dia izay no te hampitsaoka azy fa tsy misy fatahorana izany olona, raha misy dia aleo ho tratry ny nataony ao!. Samy tompon'andraikitra goavana amin'izao izy sy Cdt Charles sy ny tafika izay nampijaly olona.
Mankaleo be ilay politika fa olona tahaka izao ve dia ho afa-maina, tsy izy irery fa ireo mpanao politika rehetra nifandimby nameno paosy dia rehefa avy eo afa-bela!