NY PANAO POLITIKA VE METY AHAZO NY FANJAKAN'NY LANITRA ?

1. RABROVE ( 05/08/2009 15:36)
Ny fanjakana ety antany aloha mety assurer raha mahay mandainga @ vahoaka ka ilay vahoaka maro an'isa koa manaiky fahanan-dainga nnareo ve mieritreritra fa ho lasa paradisan-tany i Mcar raha i Rahanona no mitodra na i Rahanona eritrereto; ihany sa ve hiova ny fiainanao hiova hiatsara ety antany fa itondra anao any @ farihy mirehitr'afo ny tena ilaina dia ny ho sady manana ny zo pirenena ety antany no manana ny zo pirenena any andanitra eritsereto e! ny mpampiasa hery hanaovana heripamoretana heritsereto e ! ny feom-bahoaka feon'Atra aza faly misambotra noho ny politika na mamono olona noho ny vola izay tsy entina any andanitra akory tsinjovy ny farany ry herimpamoretan'ny mpanao politika e!
répondu par fijo le 06/08/2009 21:20
2. kidoropamba ( 05/08/2009 15:41)
Ra8 sy ny olona novonoiny aloha dia mety ho sarotsarotra ihany e.
3. Samoana ( 05/08/2009 16:57)
Tsy misy mpanao politika mikatsaka fanjakan'ny lanitra fa aleony mibotsin-kibo amin'ny fanjakan'ny tany! Sinemà avokoa ireny mody mikimpy mivavaka ireny
4. Noue ( 05/08/2009 19:28)
kidoropamba:

Ra8 sy ny olona novonoiny aloha dia mety ho sarotsarotra ihany e.
i kidoro nga hono no mpitsara ??


5. fijo ( 05/08/2009 20:02)
izay eto aloha no katsahina,fa ny tsy hita aleo hoan'ny manaraka e
6. pikatti ( 05/08/2009 20:41)
Aoka aloha ny fanjakana hilamina ao Maputo fa mbola kandra be zany dinika zany RABROVE ,resaka atody sy akoho zany ka zay tonga aloha samy manana ny heviny ha ha ha :-*
7. fijo ( 05/08/2009 20:43)
ny eto aza tsy itan'i lery izay hanasoavana azy,ko ny tsy ita any no atao resaka??tssss io finoana be io ihany no manimba ny gasy
8. pikatti ( 05/08/2009 21:20)
aleo mintsy io ho any @ resaka fivavahana any fa tsy afangaro politika ,ny miaramila azy ty manao politika efa manimba zavatra betsaka fa aza afangaro daholy lesy rabrove( ary elah zany mbola zazavao no tsy dia maharaka loatra ny pasy ato klé) ;-)
9. patrick2002 ( 06/08/2009 00:49)
Tsy mety ahazo ny fanjakany lanitra ny mpanao politika satria misy ny foana ny fanavahana saranga eo@ mpiara-belona ,ohatra politika miaro ny vahoaka madinika ,politika miaro ny mpandraharaha dia voailika ny vahoaka madinika .
Ny mifanohitra anìzay koa dia marina ,tsy mahazo ny fanjakana eto an-tany ny olo-masina satria tsy misy ny fanavahana saranga ,
10. fijo ( 06/08/2009 21:20)
ohatra koa politika miaro ny mpampijaly vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2836