Ny tahotry TGV
1. solemio
(
05/08/2009 14:21)
Ny ahy ny hevitro,dia izao:
-matahotra i lery satria ny zavatra ho resahina any dia tsy mety @ .Ny tadiaviny dia
-ny hapiatra ny convention panorama 2 ,hanao conference nationale , hanao fifidianana araka izay hitiavany azy . Hilaza izy avy eo fa lany arampomba demoratika.Hanaiky azy ny firenena rehetra dia handeha ho azy nysosy.

répondu par fijo le 06/08/2009 21:21
2. diloo
(
05/08/2009 16:02)
Amiko, i ra-Sarla no tena atahorany raha tsy tafita io hevitrao io. Izany angamba no antony nanarahan'i ra-Sarla azy i forcer tsy hanaovana ilay sonia, @'izay, dia havotra i ra-Sarla no koa hafaka manohy ny fomba hanjakany mahazatra.
Tsy afa manaotra i Andry. Ary azo heverina fa ny tena manjaka dia i ra-Sarla fa tsy Andry na ny HAT. :wink:

3. Noue
(
05/08/2009 19:30)
diloo:inona nefa no mba vitan'io raha tsy teo io charles sy ny capsat io ee ???
Tsy afa manaotra i Andry. Ary azo heverina fa ny tena manjaka dia i ra-Sarla fa tsy Andry na ny HAT. :wink:
4. fijo
(
05/08/2009 20:07)
marina fa i sarla dia nalefa tany hitsikilo sy hanery an'i andry amin'izay tiann'y tafika hoatao.ka tsy i andry intsony no tomponn'y hevitra izao fa ny miaramila
5. diloo
(
05/08/2009 21:12)
Ankolaka ny fakan'ny miaramila sasan-tsasany fa tsy ny rehetra akory an, ny fitondrana. Mody aroso aloha ny pion toa an'i zandrikely mba ho hahazoana ny fanampiana ara-bola (nerf de la guerre). Somary tsapaina ara-stratejika ny pion raha azo antoka: manao fanahinina hampiseona ny tsy ara-drariny tahakan'ny famonoana olona tsy manan-tsiny toa ilay ramatoa tresa-doha iny.Avy eo miandry ny akon'ny pion hi-dénonce na tsia ny abibina nataony.
Rehefa hitan'i ra-Sarla fa tsy misy masaky manakendry azy, manoloana ny vono olona nataony sy ny fampijaliany ny vahoaka tsy manantsiny, dia mazava ho azy, fa mankato azy i zandrikely, ny HAT, ny HCC, ny mpitsara avo ny tribonaly.
Araka izany, satria tsy misy ny fanenjehena azy, dia misy ny confiance,noho ilay tahotra.
Ny intérét an'i ra-Sarla izany, dia manery an'i Andry tsy anao sonia io Charte de Maputo io.
Raha tanteraka io tsy fanaovana sonia io, dia mazava ho azy fa rehefa tafaverina any Gasikara i ra-Sarla, dia malalaka izy afaka manao toan' i sergent Bokassa lasa amperoara, na koa mangala tahaka toa an'i Amin Dada. Setrin'izany raha sanatria ka tsy mamadika azy i Andry kely, dia i ra-Sarla no Jong il manaraka eto Gasikara.Ary amin'io fotoana io, dia tsy mila CI tahakan'ny Corée du Nord na ny Iran izy. Izany hoe tsy blem an'i ra-Sarla ny fanaovana sorona ny vahoaka malagasy manontolo:Dixit Andry sns. :twisted: :? :wink:

6. fijo
(
05/08/2009 21:15)
izay mihintsy,ary io dia loza hoan'ny malagasy rehetra,na dia ireo mpomba azy aza
7. diloo
(
05/08/2009 21:33)
Tsapan'i ra-Sarla ihany anefa fa n'inon'inona hitranga, dia tsy afa-bela izy noho ilay acte criminel nataony manoloana ny CI teto Gasikara t@'ny volana marsa iny, raha nanambana basy(mis en joue), indrindra fa ilay Ambasadaora US iny. Iny , dia zavatra fady tsy azo atao mihintsy satria misy ny convention internationale de la Haye mametra ny tsy hanasotaina ny intingrité physique de n'importe quel représentant diplomatique, eny na dia tsy ankasitranao aza izy.
Indray andro any raha mivaoka an'i gasikara i ra-Sarla, dia tsy maintsy tratrarin'ny interpôle sy ny FBI, na ny CIA izy. Tsara chance ihany i ra-Sarla fa tsy nipoaka par accident ilay basy manoloana io Ambasadaoro io.
:twisted: :cry: :wink:

8. pikatti
(
05/08/2009 21:54)
Ho aiza eo é,refa mbola samy ety an-tany aloha de aza mihevitra zany hoe tsy ho tratra zany é,ary marina le kôzy fa tsy maintsy voahendy iny rachalot iny na ho ela na ho haingana, zay le maha fohy tadidy an-dry lerony,heverina fa mandrakizay ngà ty fitondrana ka hoe afa maina, fa aleo ny fitsarana fa tsy esprit révanchard no entina,fa io olana be koa @tsika