ho entina any maputo charles
1. vitamatavy
(
04/08/2009 21:55)
lasa any maputo koa i charles hiandry ny maitre tgv ,dia any koa voninahitra ?
tonga mba hifona sy hamela heloka any koa ve .Dieu seul le sait
amen
tonga mba hifona sy hamela heloka any koa ve .Dieu seul le sait
amen
répondu par fijo le 05/08/2009 20:47
2. ari.malala
(
05/08/2009 07:02)
asa aloh na hanin na hanin fa raha ny voalazan gazety d we te hahita anra8 hono izy e! avec un pistolet automatique à la hanche... izay no lazain'ny gazety vao avy novakiko teo...
3. tsimatimanota
(
05/08/2009 07:22)
LE MATY VADY AMANJANAKA T@ NAPLE INY VE?
TSY MAHAGAGA
LA PEUR DE RA8 PERSISTE ENCORE
POV KON
TSY MAHAGAGA
LA PEUR DE RA8 PERSISTE ENCORE
POV KON
4. xxx
(
05/08/2009 07:25)
ny makaka anagaha mahagaga e ,pistasy ihany no fanambazana an'ireny dia mangina
5. xxx
(
05/08/2009 12:19)
Tokony hitandrina tsara ra8 fa tonga ny mpangalatra sy ny mpamono olona ,ry mpanao baiko azon-tsenegaly,maninona moa i rabitro sy racharles raha tsaraina any maputo @izao fanongana-panjakana izao ,tonga dia gadraina any ireo fa mbola haverina handoto maso ao madagasikara ao fotsiny!
6. ari.malala
(
05/08/2009 12:44)
ny tena marina tsy nentina fa nanendry tena toy ny toto mankany antsena ko :-D :-D Fa raha any i sarlakely no manao fokasy nge tonga d vita ny aminy e!
8. fijo
(
05/08/2009 20:47)
ny tena marina dia nalefan'ny capsat any izy hanaramaso izay misy any ,sao manao sonia nytsy ekendry zareo any i zandry kely
