ARABAINA MANOKANA NY HENDRY ZAFY ALBERT
1. kidoropamba
(
04/08/2009 11:39)
Misaotra anao ray amandreny Zafy a:
Marina daholo izay rehetra nolazainao: Ny Transition, ny charte, ny reconciliation nationale, ny filaminana sy ny sisa.
Io ianao irery no tena à l'aise hiaraka hiresaka amin'ireto mpamono olona ireto.
Maro ny fanaratsiana natao anao izay ray amandreny zafy nefa ianao ihany no nanana sy nilaza ny marina.
Tsy mila olona mpamono olona intsony fa olona hendry ny vahoaka malagasy.
Hip hip hip! hourra hoan'i ray amandreny Zafy.

répondu par nytsiry le 05/08/2009 08:48
2. ndaty
(
04/08/2009 12:03)
totalement d'accord:
izy no niteny voalohany hoe: raha tsy misy ny reconciliation, dia zava-poana daholo ny rehetra. dimy taona lasa izay;
saingy daka vody teny @ 13 Mia no nataon'ny jiolahimboton-dRavalo azy
(Mbola mafy nohon'ny nahazo an'i Manandafy izany daka vody izany, satria i manandafy tositosika fotsiny, ary miaramila 2 na telo no nanao izany, fa le daka-vody dia jiolahimboton-dravalo maromaro)
Ireo ary fa mi-se reconcilier ao Maputo ny rehetra.
En plus izy no rainn'ny demokrasia, radio libre, tele libre....
chapeau bàs, grand monsieur ZAFY

3. Mirananirina
(
04/08/2009 12:20)
Tsy mila olona mpamono olona intsony fa olona hendry ny vahoaka malagasy:) Aleo atao hoe mpamono olona daholo izay mpitondra rehetra teo aminy fanjakana ka hatraminy 2010.
Aorian'io izany vao mety olona mahay sy olokendry ary tsy mpamono olona.
4. remahity
(
04/08/2009 12:49)
je ne suis pas pro-ZAFY mais au moins, c'est la seule personne à qui on pourra faire confiance. Ny idée-ny mety ho tsara, mety ho ratsy, mais en tout càs , il la gardera, et il ne changera pas
Fa i RatsiraKA ???? il t'embrasses en face, il te plantes un couteau dans le dos (la famille sibon guy et consorts en sait quelques choses...)
I ravalo, encore pire, tous ses copains étaient en prison, et surtout, il a signé en 2002 DAKAR 2, rentré à Madagascar, il a nié sa propre signature en s'autoproclammant président.
i TGV, il arrive à Maputo, avec son accord de panorama à lui

5. AndriambyII
(
04/08/2009 14:31)
kidoropamba:
Misaotra anao ray amandreny Zafy a:
Marina daholo izay rehetra nolazainao: Ny Transition, ny charte, ny reconciliation nationale, ny filaminana sy ny sisa.
Io ianao irery no tena à l'aise hiaraka hiresaka amin'ireto mpamono olona ireto.
Maro ny fanaratsiana natao anao izay ray amandreny zafy nefa ianao ihany no nanana sy nilaza ny marina.
Tsy mila olona mpamono olona intsony fa olona hendry ny vahoaka malagasy.
Hip hip hip! hourra hoan'i ray amandreny Zafy.
Oudryyy ! f'angah nareo ry Kidoro tsy hilatsaka ho fidiana indray no dia i Zafy no ankalazaina ohatr' izany a!!! Tena kely marina ny tany knouuu!!hi hi hi hi !!
=D> =D> ;-)
6. kidoropamba
(
04/08/2009 20:35)
Tsy hilatsaka intsony fa mandany vola. Zafy tsy hilatsaka ihany koa.
Rariny ny fanajana an'i Zafy satria marina sy tsara ny nataony. Tsy mba namono olona iny lehilahy iny.
Hip hip hip hoan'i Zafy! hourrah!

7. fijo
(
04/08/2009 21:14)
eto aho dia miray hevitra amin'ireo teo aloha,io tetezamita io,rah atena tiana hanao fifidianana malalaka dia i zafy no tokony hikarakara azy.vita izay dia miala izy.
8. nytsiry
(
05/08/2009 08:48)
sady i Zafy zareo mora ahongana an ! :-D :-D :-D sa tsi marina zany
anontanio an dry pety sy ry voninahitsi ange eeeee fa hainy tsara zany !
i Zafy tsy afaka milatsaka tsony fa fantany fa tsy ho lany izy e raha tsy d hoe angaha hoe izaho no advà-ny d ho lany izy !
fa na izany aza aleo mihitsy olona hafa azo hitokisana ary hisy hilatsa eo fa aza taitra nareo e