Arema sy Tim bras dessous contre Rajoelina

1. ntss ( 03/08/2009 16:47)
F'anga mo zany no nifanarahana!
To adino sahady ny fanenjehana ny arema sy ny tsy fitiavana an-dRatsiraka refa hiady amin-dRajoelina!!
Tsy adalan'ny Zafy nga no mande "solo" miady ho anazy samy irery, zao izy zao ho lasa présedent n'ny assemblé de transition ndray!
Fa na hiodina havia nareo na hiodina havanana tsy hahafaka an'i Rajoelina eo!
Apoay bomba!
ataovy magro!
antsoy dada sy ny sadec!

Fa am'ty lo vo hisy olona hivorivory ho reraka eo e!

répondu par fijo le 04/08/2009 21:27
2. xxx ( 03/08/2009 17:17)
mahafinaritra be fa tonga hatrany any @ faritany ny hetsiky ny vahoaka manohana ny ara dalana.
Vao t@ week end lasa teo dia nisy tany Toliara, Toamasina, Ambositra, Majunga.

Tsy ho kely akory ny fikelezan'olona aina e!
3. xxx ( 03/08/2009 18:33)
efa manomakomana ny fety b hitsenaina an'i Dada sy Deba @ zao, zay tsy mila DJ efa trotraka sy vizana, efa misy olona mahay mapirevy sy mampandihy milay ao!!!
4. Noue ( 03/08/2009 19:40)
xxx:

mahafinaritra be fa tonga hatrany any @ faritany ny hetsiky ny vahoaka manohana ny ara dalana.
Vao t@ week end lasa teo dia nisy tany Toliara, Toamasina, Ambositra, Majunga.

Tsy ho kely akory ny fikelezan'olona aina e!
manja kosa zany aaa ! mitohy hatrany ny tolona eee !


5. zoam ( 03/08/2009 19:59)
tsy maintsy miala i tgv e
6. fijo ( 04/08/2009 21:27)
vizana hiany zandry kely ny farany ko,zarany aza moa hiala eo fa tena efa tsy zakany le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.067