IZY
1. ni81
(
02/08/2009 16:31)
http://www.dailymotion.com/video/x93hyn_izy-chorale-anosivavaka-anjomara_music
répondu par ni81 le 03/08/2009 20:10
2. JOSIAH
(
03/08/2009 07:13)
De maninona io hira tahaka ny hirany chorale rht za hafa manokana :wink:
3. bobone
(
03/08/2009 07:21)
ni81: miarahana anao ! fa hono owah e! enao angaha mpikambana ao @ choral Anosivavaka Ambohimanarina???
5. ni81
(
03/08/2009 08:24)
De maninona io hira tahaka ny hirany chorale rht za hafa manokana
Dia maninona hono lay hira e ?
ie, toy ny chorale rehetra ka! Tsy hafa mihitsy fa ny zavatra nampitainy no mba tiako nasongadina. :)
ni81: miarahana anao ! fa hono owah e! enao angaha mpikambana ao @ choral Anosivavaka Ambohimanarina???tsia fa mahafantatra olona mpivavaka ao.
7. fahamarinana
(
03/08/2009 12:32)
:arrow: ni81 : Mankasitraka akia ni a,tiako ilay maha-gasy ilay rythme-ny !
Mba tiako koa rô ilay akanjo zandiana an,efa ela tsy nahitako ireny ! :D (l)
Mba tiako koa rô ilay akanjo zandiana an,efa ela tsy nahitako ireny ! :D (l)
8. bobone
(
03/08/2009 13:06)
tsara akia zany! namany mitory ihany anie zao e! hataonao izao e!
misaotra
misaotra
9. ni81
(
03/08/2009 17:27)
tsara akia zany! namany mitory ihany anie zao e! hataonao izao e!misaotra anao bobone a! moramora kokoa ny mampita @ alalan'ny hira aloha e!
misaotra
10. ni81
(
03/08/2009 17:29)
misaotra ni81
ni81 : Mankasitraka akia ni a,tiako ilay maha-gasy ilay rythme-ny !tsy misy fisaorana e!
Mba tiako koa rô ilay akanjo zandiana an,efa ela tsy nahitako ireny !
Faha a! Ary raha ilay zandiana atao didimananjara ve tian-dry? :-P Atao toy ny akanjom-bevohoka :D
11. fahamarinana
(
03/08/2009 19:39)
:arrow: hs kely fa azafady o
Aoka aloha marina,misaotra betsaka an ! :-P (l)
Aoka aloha marina,misaotra betsaka an ! :-P (l)
