mila toro hevitra
1. sitlo
(
02/08/2009 07:48)
Raha manontany ilay sipa hoe: bla bla bla bla bla dia tsy heno mihitsy fa maneno be ny maneno dia inona no tokony avaly?
misokatra ny ady hevitra
misokatra ny ady hevitra
répondu par fijo le 07/08/2009 21:10
3. sitlo
(
02/08/2009 08:09)
raha misy pikla mandalo dia sakanana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/3d-lave-dents-3.gif[/IMG]
5. xxx
(
02/08/2009 11:49)
Raha manontany ilay sipa hoe: bla bla bla bla bla dia tsy heno mihitsy fa maneno be ny maneno dia inona no tokony avaly
Ny tokony avaly dia hoe: zozizozina amin'ny sikidrafony ilay drehagobana ary mbola vozina ny farakotriny avy eo ary reha toa ka feram-bakona ny seritenany dia mizoka izay le sipa fa ny maneno misasasaka eo foana.
Sa ahoana?
7. kotobekibo
(
02/08/2009 23:21)
ny tokony avaly azy d hoe
- avereno kely azafady lé teninao teo fa tsy henoko , maneno mafy loatra ny mozika
moyen iray azo amoahana azy koa izay raha any @ boite na soirée lisany
- tsy henoko fa andao hivoaka hiresaka any antokotany .....
LOL :-D
- avereno kely azafady lé teninao teo fa tsy henoko , maneno mafy loatra ny mozika
moyen iray azo amoahana azy koa izay raha any @ boite na soirée lisany
- tsy henoko fa andao hivoaka hiresaka any antokotany .....
LOL :-D
9. bobone
(
03/08/2009 06:48)
! asaivo ahenany ny zava-maneno raha toa ka any an-trano izy fa raha any @ boaty dia mivoaka eny ivelany e! @ izay njy bla bla bla !!!! :D :D :-D :-D
10. Mirananirina
(
03/08/2009 12:01)
Ny tokony havaly ry sitlo a,dia mangina fa tsy mamaly.Avelao izy hi blabla eo.
14. sitlo
(
04/08/2009 18:46)
Za aloha tena lany ranomainty tamin'iny fa tsy laviko. Izy miaraka amin'ny namany vitsivitsy dia izaho miainga avy. Dia amin'ny ahoana ary no hitenenako hoe andao hivoaka nefa izaho aza tsy fantany akory. Izy sariaka ery miresaka nefa tsy misy henoko mihitsy. Sorena aho tamin'iny an.