Baomba vita gasy sahala @ le resaka taolam-paty ihany.
1. Frv
(
29/07/2009 17:42)
Resaka mahatsiravina eto Dago ny resaka baomba vita gasy @ zao ora sy minitra hanoratako izao, olona efa am-polony maro no tratra mitondra sy manaparitaka ilay baomba vita tanana, fa ny mahagaga ary tena mahasosotra ny mieritreritra azy de tsy havoaka na lazaina amin' vahoaka mihintsy ny tena foibe mpamatsy vola ireo mpanamboatra sy mpanaparitaka ilay baomba. Mitovy amin' le halatra taolam-paty ihany le izy, ny mpangalatra ihany no gadraina fa ilay mpanome vola ny mpangalatra sy ny mpandray de tsy gadraina na de fantatr'izao aza satria hono olona ambony ao @ fitondranaka de hatahorana ny mitorika ny anarany.
De sanatria ve olona iray ihany no mpamatsy vola @ le fanapoahana Baomba sy famarotana taolam-paty; ka rehefa matin'baomba ianao de hangalarina ny taolam-patinao !
Mbola lavitra eto Dago ilay mangarahara fa mbola voavidin- dravola le fahamarinana sy ny fitiavana ilay Tanindrazana.

répondu par fijo le 31/07/2009 20:28
2. zoam
(
29/07/2009 19:09)
ny hat ihany no mamao an'io fa raha hitany hoe nisy porofo mivaingana be dia efa nasehony miariary .Jereo hoe izao no mpanodina avion tsy terroriste ve ary mpanao baomba
3. patrick2002
(
29/07/2009 19:27)
tsy tombotsoa ho an`i HAT mihintsy ny hanakorotana ny fireneny ,izay izy no tompon`andraikitra voalohany ny filaminana ao ,
mazava izany fa izay maniry ny haka fitondrana no manao ny baomba ,dia tsy iza fa ireo mpiondana ao @ Magro tsy nahazo intsony ny monopole ny vary menaka siramamy ,taratasy,fitrandrahana ny ala ,sy ny fitrandrahana ny vatosoa ,
Ireo izay tsy afaka mividy fiaramanidina hitsangatsangana @ volam-bahoaka intsony AIR FORCE ONE N 1 sy AIR FORCE ONE N 2, ka ny mpitondra mba mindrana fiaramanidina hiasana hampidi-bola indray no lazaina fa terroriste :oops: :oops: loza loza marina.
Ireo no mpanapoaka baomba ,ireo izay efa nanakarama mercenaire avy any ivelany t@ EMMONAT ,ireo izay nikasa hanarama mercennaire hanafika ny tafika malagasy fa tsy nekeny CI. Ireo no tena TERRORISTE

4. locl
(
29/07/2009 19:34)
Patrick a! raha ny fomba fisainana ao @ hat dia tsy mampisalasala ny anaovany io asa maloto io.
Jereo fotsiny ny bepc, ary tsy niresaka an'iny hianareo an!
Jereo fotsiny ny bepc, ary tsy niresaka an'iny hianareo an!
5. xxx
(
29/07/2009 19:38)
aleo atao hoe interet an legaliste ny fanaovana baomba e ,i tgv sy ny hat mantsy efa vonona be mihitsy hanao signature charte le transition tany addis abbeba,heurement fa tsy redicule be ohatran'i rapatrick 2002 dia daholo ny olona ,indrindra fa ny communauté international
6. fijo
(
29/07/2009 19:40)
ary tombotsoa hoan'iza no manao izay hanakanana ny dinika ry rapa????maninona no tsy niseo ny tsipoapoaka raha tsy hisy ny dinika?????
10. zoam
(
29/07/2009 20:22)
rehefa hoe resaka ra8 dia misy ny atao hoe union sacré ao @ ireo atao hoe HAT,fa rehefa resaka fampandrosoana tsy misy mandeha @ laoniny,ny zavatra namboarin'i ra8 no tokanan'i tgv :-D :-D :-D
11. fijo
(
29/07/2009 20:24)
ny tena loza dia rehefa hoavy ny fifidianana,samy te hak ahoazy,nefa samy tsy ahazo 2% akory
12. ari.malala
(
30/07/2009 08:03)
K ahoana no tonga d hahalalanareo ao @ hat hoe firy ny isan lay bomba ra ts nareo no manambotra anle izy e! aiza kou n isy anizany hoe bomba vo ts mipoka akory d efa fantatra hoe zao ny isany? :-D
13. fijo
(
30/07/2009 19:05)
iny aloha no tena nanpiomehy e,vao nisy ilay izy ,dia hay hoe izao no isany,ary misy hafa koa,ary nytena klown dia ity;ilay hoe miaramila manala ilay izy,tsy misy fiarovana akory fa dia efa sura hoe zavatra tsy handratra ity????????
14. patrick2002
(
30/07/2009 19:21)
Ahoana ny tsy havitany Ravalo manapoaka baomba ,na manarama ny marina kokoa ,efa niantso tafika afrikanina aza hanafika ny malagasy kou izany no tsy vitany,heveriny fa moramora ity hoe firenena hanafika firenena ity ,ny USA ihany no mahavita an`izany amin`izao fotoana izao ,ny hataony firenena dia manarama olona ao aminio firenena io hanakorotana ao @ taniny ,izay no mahatonga ny guerre civil erany afrika ary izay io halainy Ravalo tahaka io ,raha tsy nosy aza madagasikara ,mbola afa ny fandehany .
15. patrick2002
(
30/07/2009 19:23)
fijo:
ary tombotsoa hoan'iza no manao izay hanakanana ny dinika ry rapa????maninona no tsy niseo ny tsipoapoaka raha tsy hisy ny dinika?????
tsy ny dinika no sakanany HAT ,fa ny zavatra takiany mpiondana no tsy azo ekena ,famerenana an`i Ravalo ho filoha ,
16. fijo
(
30/07/2009 19:33)
ka naninona izy no tsy nanatrika ny dinika???efa sakana izany rapa an.
ary efa nisy nanao kajy fa raha hanao baomba izany an,adiny iray (1h)vao mahavita bamba iray.raha 6000 izany ny baomba 6000 h vao mahavita azy,ka hoviana izany no efa natomboka ny fanaovana io baomba io?????raha atao ny kajy dia efa valo(8mois) izany no natao ilay baomba.ka taminn'y valo volana izany ve nisaina ravalo fa hoilainy ny hanao an'io fa hisy hanongampanjakana?????izay no mila sainina fa tsy hoe izao no eken'ny saiko dia tsimaintsy izay no izy.
elahy isany manohana TGV anie amiko tsy diso e,io safidy,toa ny sasany anohana tim.fa le ianareo mini amikipy no tsy mety.toa ny tim sasany mikipy tsy mihaiky fa nisy diso tao

18. zoam
(
30/07/2009 21:03)
patrick2002:
fijo:
ary tombotsoa hoan'iza no manao izay hanakanana ny dinika ry rapa????maninona no tsy niseo ny tsipoapoaka raha tsy hisy ny dinika?????
tsy ny dinika no sakanany HAT ,fa ny zavatra takiany mpiondana no tsy azo ekena ,famerenana an`i Ravalo ho filoha ,
ko raha tsy an elahy lesy madagasikara ,fifidianana ihany sady i ra8 ihany no maha samy miteny hoe premier tours dia ho vitainy io
:* :*
19. ari.malala
(
31/07/2009 06:37)
patrick a aza manao valy bontolo tsis raisonnement, hihihi nga efa tonga teto le tafika e! efa nisy le fanafihana? :-D :-D raha efa tonga d teneno anà oe ovina? :-D :-D