Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Ampidiro aloha ny tenimiafina
sao misy mahalà la ny contactn'i Willah pazapa?
1. xxx
( 29/07/2009 13:37)
izaho dia lehilahy 1 célibataire mba te hifandray @ izy iny sao dia mba misy afaka manome ny contact-ny? maniry ny hifandray aminy aho na raha hitany ity antso ity dia te hifampiresaka aminy aho fa mahafinaritra be ahy izy!!
misaotra mialoha o
Répondre
répondu par
papala
le
20/11/2009 09:22
2. ni81
( 29/07/2009 14:12)
:-D :-D :-D angaha hono izy iny mpaminany? Dia tonga dia fantany ve fa ianao io ila izy e! :D
Répondre
3. ari.malala
( 30/07/2009 09:56)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Répondre
4. xxx
( 30/07/2009 15:02)
rehefa tonga eto izy dia omeko ny contact-ko kah, izany ve ho anontaniana e!!
Répondre
5. Raleta
( 11/08/2009 13:09)
Miatomboka @ 03... le izy de mba tohizo ao ry Zala
Répondre
6. Simpona
( 25/08/2009 09:34)
Refa itan'la lets de mba kôzio eto a :-P
Répondre
7. papala
( 20/11/2009 09:22)
tongava mivavaka ao @ FJKM Tranovato Ambatonakanga, fa ao izy no mivavaka raha te ahita azy ianao. :D :D :D :D
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2361