Mbola misy zavatra fehezin'ny Andry ihany ve?

1. kidoropamba ( 28/07/2009 13:40)
Ry Hajo, decentralisation, milaza fa "tolérant" loatra ela
Ry Julien, maneho ny faram-pahaizany @ CEPE sy BEPC
Ry Roindefo manao propagandy
Ry Ratsirahonana efa manao convention ao Epinal
Ry hasina miodikondina ary mandany rora any @ ambasady
Ry Benja Razafimahaleo mandany vola any ivelany any mitsangatsangana

Ahoana ihany izy ity e? Ry Mialy no alefa manimba kiraro mitety faritra hampirevena ny gidro mila voude

tssssssss.......klé le le
répondu par fijo le 28/07/2009 22:43
2. xxx ( 28/07/2009 13:44)
zao no fampandrosoana haingana ataony HAT é!
3. xxx ( 28/07/2009 14:10)
ny kibony angamba sisa izao no azony feheziny @ fehikibo ....
4. fijo ( 28/07/2009 22:43)
ohatra azo tanisaina ao amin'ny BEPC izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0601