Te-halaza ny ministra ka ny zaza malagasy no potehiny (BEPC)
1. Radomy
(
28/07/2009 11:31)
Miarahaba
http://gasikarasahy.blogvie.com
Azo lazaina fa mety habadoana no manosika ny olona hanaonao fahatany tahaka an'ity ministra ity.
Ny tena olana dia ny tsy fahafantarany fa loza "ho azy" aloha, ary loza hoan'ny taranaka mandimby io "sangisangy ratsy" ataony @ zanaka malagasy io.
Tena manapotika ny firenena no ataon'ireto HAT ireto fa giravy.
Mamapalahelo ny malagasy. Mila hetsika sy ady izany fomba izany.

répondu par fijo le 28/07/2009 22:46
2. xxx
(
28/07/2009 12:04)
Je dirai méme plus !
Asa raha mbola manaiky lembenana @ izao ihany isika , potehina ny taranaka !!!

3. pink
(
28/07/2009 12:17)
izany no nahatonga ny fanadinana sous haute surveillance.
Izao no atao hoe "faux pas" indrindra eo @ atao hoe fanabeazana ataony ireto HAT. Indrisy ry taranaka malagasy..

5. bozyboleta
(
28/07/2009 13:25)
Tsy diplaoma ihany no tsy ananan'ireo fa atidoha mihitsy.
Tsisy n'inoninona mihodina ao anaty lohan'ireo.
Efa manomboka ny fitsarana ny fanadinana natao omaly ary heverina hivoaka ny 06 aogositra fara-fahatarany ny valim-panadinana.
Haingam-pandeha loatra le tgv ka atahorana hi-déraille. Asa ho firy indray no victim @ ity bepc ty.

6. kidoropamba
(
28/07/2009 13:36)
Daka voude hoa no mendrika an'ireto ministra poakaty ireto.
tena tsssssss...donto saina e.
Tena latsaka ambany dia ambany mihitsy ange izany tanindrazako izany an
Mampitehiteny ratsy fa tena kidi..ron'ny ela e.

7. xxx
(
28/07/2009 14:21)
Fa nga ry tonaka tsy manohana fozaorana nray ty pamba e! ampio izy fa aza hiomehezana e ! aiza aza zany
8. kidoropamba
(
28/07/2009 15:12)
Efa may ny T-shirt orange fa taiza ianao t@ ora nidona?
Teha-maina sy daka voude no mendrika an'io bandy TGV io.

9. xxx
(
28/07/2009 17:22)
mpampanao cours au noir mba hain'iny taty france ,equivalent 3em any dago,dia iza no omena tsiny an'izany,izy aza mba nitolona nanongana an'i ra8 to
11. zoam
(
28/07/2009 19:07)
mbola mila an'i ra8 ve nefa aloha ny vahoaka malagasy e,eo no fanontaniana no mipetraka ?
12. fijo
(
28/07/2009 22:46)
mitovy amin'io minisitra io ,ny fahalalana hananan'ny mpomba azy ,de izay e