Ny fanadinana @ ity taona ity...

1. ari.malala ( 28/07/2009 05:36)
Izay ankizy afa-panadinana @ ity taona ity ve ho reconnu ny diplaomany satria ministera tao anaty governemanta tsy nankatoavin'izan'iza no mikarakara izany? Ary nahita ihany koa ah tany @ dinika hafa tany hoe 7 de moyenne d afaka t@ CEPE teo, raha mba misy manana porofo mba iangaviana hitondra izany eto azafady, ary raha mitombina izany d tena manao tsinontsinona ireo nianatra mafy kosa e!
répondu par dasy le 25/09/2009 19:03
2. naritsimba ( 28/07/2009 06:49)
ari.malala> hihihi aza ampanaovina fanadinana ny zanakao raha manana ahiahy, fa aleo hiadry governemanta hafa e, izaho manokana aloha dia tsy mbola nahita hoe fanadinana tsy nankatoavina izany na inona korontana teo @ firenena iray. AMiko ny olona manely hevitra toy izany dia olona mpanakorontana.
Tsaroako tsara t@ 2002 ary ananako ny porofo fa ny BACC dia 8,5/20 dia afaka ary nantsoina hoe BACC solde, tsy nisy io CEPE 7/20 dia afaka izany t@ ity taona ity, maro ny mpitsara fanadinana fantatro ary tsy hoe TGV daholo akory na TIM daholo ny mpitsara fanadinana fa olona manan-tsaina daholo.
Arakaraky ny fanapahan-kevitra raisina aorian'ny fitsarana no anafahana mpianatra na tsia, raha jerentsika tsara ny resultat teny @ Lycée français dia 94% ny afaka BACC frantsay, dia lazaina koa ve hoe nohafahana fotsiny ireo mpianatra ireo? Ny hitako dia ny BACC Frantsay dia tsy misy dikany @ mpianatry ny Lycée eto Madagasikara ny manala izany, maro ny mpampianatry ny Lycée français no fantatro, ary dia sahy milaza fa tsy mahay noho ny mpianatry ny lycée eto madagasikara ny mpianatra ao.
Voamariko izany @ ireo mpianatra ao, ary efa nisy mihitsy mpampianatra vazaha ao @ lycée français nilaza fa mampatahotra ny fahaizan'ny mpianatra ao. Indrindra fa ny mpianatra gasy satria sady tsy mahay teny gasy tsara no tsy mahafehy ny teny frantsay, ary dia hita izany raha oharina @ mpianatra @ ecole privée eto Tana sy ny mpianatry ny lycée français rehefa misy fihaonana ara-panatankahan-tena atao.
3. ari.malala ( 28/07/2009 06:55)
AMiko ny olona manely hevitra toy izany dia olona mpanakorontana.
Inona ilay hevitra lazainao fa aely aloha fa tsy azoko. Manaraka izany, fanontaniana no napetrako fa tsy manely hevitra in'in mints ah!
4. booboo ( 28/07/2009 07:03)
Zà mba gaga ry Ari. malala :roll: .
5. xxx ( 28/07/2009 14:56)
Betsaka @ vali-tenin'i Naritsimba no hors sujet ... inona ohatra ny hidiran'ny BAC frantsay eto @ ity fanontanian'i Ari.malala ity

Ny reconnu aloha ry Ari, izy ve tsy ho reconnu fa ilay valeur no tsy izy a, na tiana na tsy tiana dia tsy maintsy hisy hanao hoe CEPE t@ 2009 ve? BEPC t@ 2009 ? BAC 2009 ve ?

Ankoatry ny fotoana tsy nahafahana nianatra, ny sujet "hafahafa" , ny fitsràna toa nisy olana (CEPE ohatra), tsy maintsy misy ny doute

Indrisy :-(
6. ari.malala ( 29/07/2009 08:52)
xxx hihihi mitovy @ CEPE ngamba ny BAC frantsay @ naritsimba :-D :-D

Mampalaelo hatramizay ny zaza malagasy e! hatramizay mitnsy! :cry:
7. Ratoa ( 06/08/2009 19:50)
tsy misy idiran'ny any ivelany mihitsy amin'ny fanadinana natao teto Madagasikara. Tsy mifampiray amin'ny governemanta tsy nakatoavina koa izany satria ny mpampianatra sy ny mpanadina, au moins 99% ndry zareo, dia tsy mandidy ao amin'ny/na miandraikitra ny goverenemanta.
Fa ny fanontaniana angamba dia hoe: manana niveau ireo ankizy nambara fa afaka ka afaka hanaraka fianarana any ivelany ny afaka bac? aharaka classe de 6ème, na eto amintsika ihany aza, ve ireo zaza nafahana avec 7/20 de moyenne?
Ny firenena miara miasa indray (ohatra i Frantsa sy Madagasikara) dia samy manana ny atao hoe "service d'équivalence"; Io servicee io no manapka hoe mitovy amin'inona ny bac na cepe na bepc avy ammin'y andaniny sy an-kilany. Ny maharaka sy tsy mahararaka dia hita eny rehefa manohy fianarana amin'ilay fierenena vahiny iray izay ianarany.
8. ari.malala ( 07/08/2009 05:58)
Ratoa, fa toa tsy marina anie hono ilay 7/20 e! ts haiko alou e
9. dasy ( 25/09/2009 19:03)
efa nivaoka ve ny resultat bac tao antananarivo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1929