Tsapao aloha ny herinareo.....vao mitsapa ahy!!!!!!
1. ndaty
(
26/07/2009 12:23)
C'est une provocation !!!!!
Prezida ianao t@ izany, ray amamn-dreny be, dada aza hoy ny sasany, tokony ho posé, tony, milamina, tsy mandrangitra...., resaka fihavanana no tokony mivoaka ny vavanao...
fa eh eh eh!!!!natoky loatra an-dravola
donc ny korontana rehetra misy ao Madagasikara dia avy @ io teny io
anatra: tandremo ihany ny vava atao tompoko,
mavandivandy avao....

répondu par xxx le 26/07/2009 17:32
3. xxx
(
26/07/2009 14:48)
marina mihitsy iny kaozy iny ka tsapao aloha ny herinao,iza @ ireo milaza azy ho mafy be ireo no sahy hanao election an'i ra8 ,roindefo ve ,sa tgv sa pierrot ,
4. xxx
(
26/07/2009 16:14)
marina mihitsy iny kaozy iny ka tsapao aloha ny herinao,iza @ ireo milaza azy ho mafy be ireo no sahy hanao election an'i ra8 ,roindefo ve ,sa tgv sa pierrot ,
hadinonao angaha fa i pierrot dia nosakanan-dravalo tsy hilatsaka
ary ny metisy tsy afaka milatsaka koa
en plus raha vao plus de 3000 euro ny virement @ kaontinao, dia enquéte be bianco ,
bloquer tany anadafy ny volan'ni lahiniriko sy pety
ka iza no tena matahotra t@ ireny
5. harybe
(
26/07/2009 16:55)
ry xxx an! ny zavatra tsy fantatrao dia izao!! misy manao financement occulte hanakorotana sy hanongana_mpanjakana! dia izay no antony nanakanana ny volan'ny sasany tsy hifitra satria tsy vola madio
6. xxx
(
26/07/2009 17:32)
ry xxx an! ny zavatra tsy fantatrao dia izao!! misy manao financement occulte hanakorotana sy hanongana_mpanjakana! dia izay no antony nanakanana ny volan'ny sasany tsy hifitra satria tsy vola madio
C'est ça!!!
ny azy no tsy occulte, fa rehefa ny sasany occulte izany...????
d'ailluers oculte ou pas, ny vola ny pierrot, ratsiraka, ravalomanana, andry dia natao hividianana olona (tee shirt, casquette, bal populaire, tsakitsaky barbecue geant, chèque contre bulletin etc....)
tous sont pourris mec, sur ce point! ka raha resaka occulte na tsia, on n'en finira pas la nuit, et d'ailleurs c'est une autre debat
Fero ny vola miasa @ propagande, atao hoe: 300 millions de franc, et on verra