MBOLA AO TSARA DAOLO VE ? MBOLA TANY AM PROVINCE EE

1. terrywui ( 25/07/2009 08:54)
Slt daol n mpisera rehetr !! salut rahery !!

ten mbol tany am province tany de ts tafa teto mits ee!! de innn no malaza ao rahery fa ts de naharaka vaovao ny akamanao taty am province taty aa! toa nisy mpianatra voakaikitr ndray hono tao ???

ZA ALOHA MANAIKY FA TENA TSY METY NY ATAON IRETO MIARAMILA IRETO SATRI TENA MPIANATR VE !! NEFA TSY MAINTS ITADIAVANA FIKA NY HIDOMINEN'NY FORCE HAFA NY MIARAMILA !! OHATRA NY BATAC NA NY BANA ,BANI, RMI... FA ZAVATR VITSY ANIE NY CAPSAT E ! AZO HATAO TSAR NY MIFEHY AN'IREO !! MANOME IMAGE RATSY RY ZALA CAP SAT RETO !! TENA TAFAHOATR LE IZY ,, MILA FIHAONAN'NY MIARAMILA SAMY MIARAMILA HAFA ITY AFERA ITY !!

Na izany na ts zan de ts mila ny fiverenan'i ravalo eto m/car mitsy ee !!aleo i dada hilamina any !! sa ahoana rahery !!

hono tokoa hoah rahery !!! toa ny nanalanlah an'i andrywui tokoa de kozy oe ""nanao menace de mort "" an'i penguin ?? ary ty ""ara-dalana"" tena manbao assassin ty ahaoana ramosé ?? aiza ka ny samy malagasy mpiray tanindrazana no apoaka amin baomba !!! GENOCIDE anie zan ram's ee !!
répondu par fijo le 25/07/2009 19:37
2. terrywui ( 25/07/2009 09:15)
sa misy famonoan'olona amin'ny FAHAMASINANA de misy ny miteny fotsiny def fahotana amin dram's !!
3. terrywui ( 25/07/2009 09:18)
FAHAROA : miandry an'i ram's mafy i general fa tsimbotry ve hono nareo niaraka ihany !! ka izao no hafany ::: ho avy tsy ho ela eto izy ka "" MARECHAL"" no grady entiny eo hono fa nanao formation kely izy de tafakatra !!
4. terrywui ( 25/07/2009 09:19)
FAHATELO FARANY : Oviana le fampisehoana momota oa fa dodona ny kilonga ! ha ha ha ha ha !!!


Tsisy tsiky !!
5. fijo ( 25/07/2009 19:37)
ngah anokaikerinn'y mok atany letsy ny akama?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.193