Misy de vendrana mihitsy ireto akamako ireto

1. Rajakoo ( 24/07/2009 15:13)
Efa herinandro nanindritra zah no nanaraka ny fomba fiarovan(dry tgv fa eh eh ,nalaiko ambony nalaiko ambany fa eh eh ,fa maninona ary ianreo no milaza fa tim no mpametraka baomba?
Matahotra ve ianareo milaza fa izahay no manipuler ny infos :idea:
répondu par jejojejo le 26/07/2009 07:34
2. Ahton ( 24/07/2009 15:27)
Fa ina noa ataonela any ambany any Rajakoko. Ela nga zatra mijery ambany? Aza miantoka soavaly be tongotra zany oa. Refa tratra de tratra. Teo amin'ny fitondrana ny dadanareo ohantry ny tsy hiala ireny. Mpamosavy milevina amorondalana ry ana matatesa valikitsaka. Lasa zao tsy mipody koa hihi hihi hihi :-* :-* :-* :-*
3. Onjakeli ( 24/07/2009 16:21)
Omeo ny porofo fa ny tim no nanao an'ireny de mangina izahay efa zay kosa tsy ampangaina tsy aminapa otrizao an!Hita tsotra izao fa le mpamadika palitao no manery andry vendrana hoe ataovy otran'izao ireo.
Ny marina tsy maty e, ho hitantsika eo fa zahay ne maharaka ny zava-misy ao ambony ao e!
4. Mirananirina ( 24/07/2009 17:09)
vendrana be marina
5. fijo ( 24/07/2009 20:04)
onjakely an,ngah aireo mahalala izany atao hoe porofo izany e.tondromolotra ny azy dia ampy
6. Rajakoo ( 24/07/2009 20:16)
http://www.madagate.com/images/pics/2009/07b/colis10.jpg
ireto ve lesy le baomba napetrakay de mbola misavilivol foana ny akamako milaza fa tim no mpametraka ,fa inona marina no atahoran'ireo tgv ireo é
7. Rajakoo ( 24/07/2009 20:21)

made in FIS=Front Islamique du Salut sendrasendra koa ty anarana ty nony niditra ry saodianina :-P
8. fijo ( 24/07/2009 20:25)
atao ahoan af amila vola de raisina daholo izay homeny e
9. benkintana ( 24/07/2009 20:40)
Misokatra koa ny mason'' babakoto zany klé,babakoto aza misaina fa tgvendrana vrakiny koa mbola jamba foana
10. fijo ( 24/07/2009 20:50)
kefa hoe ve ko
11. benkintana ( 24/07/2009 21:15)
Tany amposin'ny dadatoan'i andrywui le baomba no navoaka :-D :-D :-D
kay sanà ,naika adinoko klé,slt lesy elah andrywui a,tsy mba efa ampy ve ny argents de poches zay lesy andehananareo mankany @ cyber klé ;-)
12. xxx ( 25/07/2009 05:56)
ary bekitana tara amin'ny wui wui a
tsy maintsy miteny wui wui fona fona
13. terrywui ( 25/07/2009 09:10)
andrywui ry doma efa nody vovoka fa nosotasotain'nilay Patron nareo ato amn serasera aa!! izah terrywui frere-ny no misolo toerana azy mampihinana anareo ry babakoto aa! ary aza miteniteny ny anaran'ny efa nody vovoka sao lasa eo kou !!
14. xxx ( 25/07/2009 12:56)
miala any koa boloky terrywui any Ratsirahonana sy ny Hasina!!
15. fijo ( 25/07/2009 19:45)
hihhih ita be hoe mpanao baomba rivotra
16. jejojejo ( 26/07/2009 07:34)
SAMY MALAGASY DAHOLO KA AZA MANAIKY AMPIADIN NY MPANAO POLITIKA.

ZAREO MODY NIADY DIA IFANDIMBIASANY NY TOERANA DIA SAMY MAMENO PAOSY IZY DIA ISIKA MALAGASY NO ZARAZARAINY MORA HANJAKANY.

DIA IO IZAO RY I ANONA SY ANONA FA MIFAMALY MIFANOPA. NEFA ZAREO MPANAO POLITIKA MPITONDRA TSY MAHITA ANAREO AKORY !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0143