Ambodiomby tampenana fa ny ahiana aseo endrika an ?

1. penguin ( 24/07/2009 15:05)
Ny TGVendrana mijanona ho tgvendrana satria tsy mahalala ny atao hoe zon'olombelona. Ny tratra ambody omby aza mbola tampenana ny masony koa ny vao ahiahiana indray no lazaina fa mendrika ny hanehoana ny endriny sy ny anarany.
répondu par fijo le 25/07/2009 19:47
2. Rajakoo ( 24/07/2009 15:15)
Lazao fa izahay ato fa inona no olana ,mindry kely tohina fotsiny ny bandy de hampinanay ty Andrytgv :evil: :evil: :evil:
3. fijo ( 24/07/2009 20:06)
ka izay no maha TGV azy ko,rapida loatar de ts yhainy intsony izay alehany
4. benkintana ( 24/07/2009 21:44)
any an-kady io lesy rafijo a,fa aleo ny mpitondra ihany no ho any fa tsika efa nivoaka le train fou,,ary efa matazana tgv mitsoaka koa zah teo,tena efa miala aina le tgv,ntsoooo :lol:
5. terrywui ( 25/07/2009 09:13)
Avy amlah ry Penguin no naha voasotasotandrahery an'i andrywui !!!noho izany de mihinana eto foana i penguin mandrapaha kivy an'i penguin eto !!
faharoa: elah bebe vava io mo ry lety ! mba innnn ny fanazavanlah fa tratranay sy nibaradaka daol ireo bandy mpanapoaka baomba rehef nolakoina aka nilaza n secret rehetr !! de aona ?? hiala havia ndray sa havanana ry Mpiondana Tim !!

za tsy mirevy an'ireto formation n'ny capsat reto fa ny fiverenan dravalo oa nofinofy !!
6. xxx ( 25/07/2009 13:03)
zay ve no nolazainy Ratsirahonana sy ny Hasina hoe tereo reo bandy reo hiteny hoe ny Tim no manapoaka baomba d izay no lazaina ndry boloky rehetra any @ forum any!!
7. fijo ( 25/07/2009 19:47)
hihihi manao loham basy.kely loha izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1935