HAMPIANARIKO PAIKA VE INAREO E?

1. TEGEVE ( 23/07/2009 21:53)
Anaka isany,
Efa lasa moa iny ny fivoriambe tany Addis Abbebas,mety tsy dia hisy baomba @ zay atsy ho atsy ,raha tsy hoe angaha misy tendan-kanina indray ireto FIS ireto hanao missions,ka aleoko lazaiko anareo le fika hijanonana eto an-toerana iny fa zah ve ho any nefa efa tsisy mihevitra ahy ho filoha ,
Ity ndray misy fika ,tsiambaratelo izy ity e ,lazaiko fa misy mitady hamono indray izaho @ manaraka
(l) (l)
répondu par fijo le 25/07/2009 19:54
2. xxx ( 23/07/2009 22:00)
dia tena vita tokoa fa tsy sarin'ady,mody hoe nisy baomba tao @ palais dia nipoaka tokoa fa sy ohatran'ny mahazatra
3. xxx ( 23/07/2009 22:03)

O ry tonton aiza no misy misy missions :-D :-D :-D
4. Rajakoo ( 23/07/2009 22:14)

Prises d’otage comme monnaie d’échange
23-07-2009| Écrit par N.R.The times of Madagascar
Razakariasa , un des cinq présumés commanditaires des « attentats à la bombe » survenus dernièrement dans la capitale, et faisant l’objet d’un mandat d’arrét, s’est présenté dans la matinée du mercredi à la brigade des recherches de la gendarmerie nationale de Fiadanana.
Ty ndray tonton ,omeo saosy ndray ary ée
5. benkintana ( 23/07/2009 22:32)
Lisany anie tsy fetsy e,tonga de lery amboarina de ento daholo ny sôsy :)
6. xxx ( 23/07/2009 23:04)
jereo anie ireo sarina rasil ireo e le botabe io le nanambana basy sy lance roquettre ny mpandeha fony nivadika ny capsaty
7. Mirananirina ( 24/07/2009 10:32)
hihihi,miaramila gasy
8. xxx ( 24/07/2009 12:26)
Mahatahatra be ireto izy !!!
9. fijo ( 24/07/2009 20:30)
olona tsy misy basy wa no eo de zesta ,fa rah amisy manana basy eo alohany tsy hita ny alean'ireo
10. benkintana ( 24/07/2009 20:53)
Soa ihany fa baomba tsy mipoka lesy rajako no napetrak'elah isany sanà,hotrany tsy teo reo vatatay reo =)) =)) =))
11. fijo ( 25/07/2009 19:54)
ny ahiako di atsipoapoak ano mba mody atao anatin'io zavatra io de atao resak abe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0851