Ny vahoaka angaha jamba

1. klitika ( 23/07/2009 12:43)
Na rahoviana na rahoviana nahemotra impiriimpiry aza ny fifidianana dia tsy ho lany mihintsy akory i TGV.

Manao fanentanana mafy ny antokom-pinoana sy ny TGV saingy ny vahoaka ety ambala efa misokatra ny sainy na dia arebireby amin'ny valim-panadinana tsara sy ny fikaonan-doham-paritra izay nitovy tamin'ny forum nasionaly fahizany ihany. Na dia nosoloina sary TGV hatrany amin'ny sari-piangonana aza dia toa tsy mandaitra akory.

Hany ka velon-taraina ny akama fa toa voatery ahemotra indray ny fifidianana satria tena tsy ampy mihintsy ny fototra. I Rolland hilatsaka, i Monja teren'ny Ampanjaka sy ny vakin'i Fiherenana ary Menabe tsy maintsy milatsaka fa tsy tian-dreo i TGV. Dia vaky ny ady ety an-kianja.

i Ratsirahonana na i Ndremanjato raha teo tsy ahatarika olona eto Antananarivo intsony, moa ny tanora izay mba nireharehana ho tohana ity kivy amin'ny fahaverezan'asa ka lasa valala voatango tsy fidiny.

Dia eto aloha miandry izay ho tohiny.

Ireo Ambasadaoro indray tsy hitan'i Hasina izay anaovana azy satria tsy hita ho soloina noho tsy fahazoana an'ilay fankatovana irasa-pirenena koa dia aleo aloha miafy amin'ny napetraky ny teo aloha.
répondu par fijo le 23/07/2009 19:44
2. locl ( 23/07/2009 13:01)
Izany ny hoe nitady toko ka sendra vatobe. Tsy hitany intsony izay hatao satria ny any anindrana anie ka tsy mankasitraka merina eo @ fitondrana izany e¨! Koa mba gaga ihany aho ny niaran'ireo teo hatramin'izay nefa olona sakay sy maso
3. milamm ( 23/07/2009 14:28)
ty le ratsy rahonana ty hatr@ fandrahonana teny @ episkopaly,fisamborana an'i Manandafy ary ndrema izay mpiray vilia @ ratsy iraka taona maro b no tena fahavalony ny firenena ,ireo fotoana ahitana azy ireo dia tsy maintsy asan'alika dolidoly leo azy ireo Iarivo ary manatena koa ny fitsarana ny asa ratsiny hatrizay
alohany hahafatesany sao matimaty foana tsy voatsara eto atany ka afa-maina
4. Onjakeli ( 23/07/2009 15:28)
Efa vaky ne ny ay izao e!vakio ny vaovao nivoaka tam Midi anio
5. ouiandry ( 23/07/2009 17:49)
Onjakeli:

Efa vaky ne ny ay izao e!vakio ny vaovao nivoaka tam Midi anio

onjakely ve tsy misy mety mamaky fa maina be sa mila pasahana mba homandomando d amizay tsy menomenona eto, manahirana mintsy nareo tony refa lam zéebai avy any d aza eto no manamando ny fo ry anina
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. xxx ( 23/07/2009 18:23)
tsy mahita hambara intsony ry boloky ouiandry mianakavy!!
7. fijo ( 23/07/2009 19:44)
politika anie izao fa tsy mamaky e,sa tsy mbola namaky indray ny sasany dia mila hanao ankeriny??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767