Mitohy ny sinema ataon'ny Hat am le bomba

1. Onjakeli ( 23/07/2009 12:34)
miarahaba antsika indray.
Mitohy tsy an-kijanona ny sinema ataon-dry zareo fitondrana FAT sinema amty resaka baomba ity. Fa angamba de tena heverin'ireto olona ireto ga mandeha mitorona otrazy avokoa ny olona rehetra ka tsy mahalalaa izay ambon'ny tany.
Ny olona tsy manao na inona na inona ery no soketaina nefa reo ihany no tena be atidoha. Amin'ny fomba aona ry olona no hisian'ny baomba any Ambohitsorohitra?Iza no olona ho sahy hiditra ao ka hitondra baomba nefa impolo mandifotra olona ny fisavana vao tafiditra ao sa ve de tena tsy manao ny asany mihitsy ve ireo securuté ireo ka mamela ny olona hiditra ao tsy misy fisavana.
Ny mampihomehy dia ity.tsy nipoaka foana ilay "zvatra", fa aona mihitsy e!aiza no de hoe tsy hipoaka. tonga de hita alohan'ny hipoahany. tsy efa hay ve izany ny misy azy. Be sinema loatra ry vendrana.
Ny fanimbana ny carriere n'ireo izay manampahaizana sy akaiky an'i ravalo no tena tetika. ireo olona olona soketaina ireo mantsy ilay olona tena mba teknisianina ary tena mbola mahavita zavatra betsaka eto amin'ny firenena mihitsy.
répondu par fijo le 24/07/2009 20:36
2. locl ( 23/07/2009 12:41)
Entiny fialonana fotsiny ry zareo, misy farany zavatra atao rehetra e! Na tahotra koa etsy andaniny hoe raha miala eo dia ho voa mafimafy.

Tsy hintany intsony izay hatao entina handrodanana ny tolony vahoaka dia foronina na zavatra rehetra.

Ka mbola hoforonina koe hoe nangalabady ny etsy @ Magro rehefa kelikely eo satria toa tsy mamely ilay fanendrikendrahana @ baomba
3. essera ( 23/07/2009 12:41)
Onjakeli:

miarahaba antsika indray.
Mitohy tsy an-kijanona ny sinema ataon-dry zareo fitondrana FAT sinema amty resaka baomba ity. Fa angamba de tena heverin'ireto olona ireto ga mandeha mitorona otrazy avokoa ny olona rehetra ka tsy mahalalaa izay ambon'ny tany.
Ny olona tsy manao na inona na inona ery no soketaina nefa reo ihany no tena be atidoha. Amin'ny fomba aona ry olona no hisian'ny baomba any Ambohitsorohitra?Iza no olona ho sahy hiditra ao ka hitondra baomba nefa impolo mandifotra olona ny fisavana vao tafiditra ao sa ve de tena tsy manao ny asany mihitsy ve ireo securuté ireo ka mamela ny olona hiditra ao tsy misy fisavana.
Ny mampihomehy dia ity.tsy nipoaka foana ilay "zvatra", fa aona mihitsy e!aiza no de hoe tsy hipoaka. tonga de hita alohan'ny hipoahany. tsy efa hay ve izany ny misy azy. Be sinema loatra ry vendrana.
Ny fanimbana ny carriere n'ireo izay manampahaizana sy akaiky an'i ravalo no tena tetika. ireo olona olona soketaina ireo mantsy ilay olona tena mba teknisianina ary tena mbola mahavita zavatra betsaka eto amin'ny firenena mihitsy.




4. locl ( 23/07/2009 12:43)
Hita fa cinema fa mbola ino koa no tadiaviny essera jamba.
5. fijo ( 23/07/2009 19:47)
le izy tsy mety mipoaka ity no tena mampiomehy ko.sady tsipoapoaka hoy ilay adala lahy iny
6. xxx ( 23/07/2009 20:54)
rehefa avy nitondra ppn ny avy any arabie saoudite dia nisy baomba made in alkaida tonga teto ,mhhh ,2000mahery eo hoy ra8 kolonel raha oharina le tuyau lafo payer kach ,toa izany no porofo fa hoe any afrika du sud sy france ary eto dago ny komanditaire an'io dia samborina daholo fa tondro molotra no preuve e :-D :-D :-D
7. zoam ( 23/07/2009 23:15)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28279
8. ari.malala ( 24/07/2009 06:36)
D mody hoe impensable e, blablabla... hita eo fa cinema ko! iza koa no hino hoe efa misy appels manqués hono de mbola tys mipoaka ihany :-D :-D nandra! de désamorcé à temps foana hono! d hita alohan'ny hipoahany foana hono! vendrana mintsy...
9. fijo ( 24/07/2009 20:36)
hihihih ka le mpanao filma tsy mbol amahay tsara de ny farany no lasa aloha le sinema.
tokony hoe mipoak avao hita,de ny azy hita aloha vao apoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1143